plt_tn/1sa/17/12.md

12 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanan-janaka lahy valo izy
Ny hoe ïzy"dia manondro aní Jesse.
# Jese dia efa lehilahy antitra ... tena antitra tokoa teo amin'ireo lehilahy
Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary ampiarahina mba ho fanamafisana.
# faharoa manaraka azy i Abinadaba, ary i Sama no fahatelo
"Aminadaba ilay teraka faharoa, ary Sama ilay teraka fahatelo." Maneho ny filaharan'ny nahaterahana io andian-teny io.