# Nanan-janaka lahy valo izy Ny hoe ïzy"dia manondro aní Jesse. # Jese dia efa lehilahy antitra ... tena antitra tokoa teo amin'ireo lehilahy Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary ampiarahina mba ho fanamafisana. # faharoa manaraka azy i Abinadaba, ary i Sama no fahatelo "Aminadaba ilay teraka faharoa, ary Sama ilay teraka fahatelo." Maneho ny filaharan'ny nahaterahana io andian-teny io.