plt_tn/1sa/17/10.md

12 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Manao fanamby amin'ireo filaharan'Israely aho androany
"Mihantsy ny tafik'Israely aho"
# ny Israely rehetra
Manondro ireo miaramila Israelita izay teo io.
# ia kivy izy ireo, ary natahotra mafy
Ny teny hoe "Kisy" sy "natahotra mafy" dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'izy ireo.