# Manao fanamby amin'ireo filaharan'Israely aho androany "Mihantsy ny tafik'Israely aho" # ny Israely rehetra Manondro ireo miaramila Israelita izay teo io. # ia kivy izy ireo, ary natahotra mafy Ny teny hoe "Kisy" sy "natahotra mafy" dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'izy ireo.