24 lines
838 B
Markdown
24 lines
838 B
Markdown
|
# tonga tamin'i Samoela ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. DH: "Nilaza ny teniny i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Eto ny "teny" dia ilazana ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Nanenenako
|
||
|
|
||
|
"malahelo aho"
|
||
|
|
||
|
# niala tamin'ny fanarahana Ahy izy
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fankatoavan'i Saoly an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe niala mivantana tamin'ny fandehanana taorian'Andriamanitra i Saoly. DH: "nitsahatra ny nanaraka Ahy izy"
|
||
|
|
||
|
# tsy nampihatra ny didiko
|
||
|
|
||
|
"tsy nankatoa izay nandidiako hataony." Tokony hamotika tanteraka ny zavatra rehetra sy ny olon-drehetra i Saoly. Nasian'Andriamanitra fandarana teo amin'ireo Amalekita. Saingy navelan'i Saoly ho velona ny biby fiompy sasany.
|
||
|
|
||
|
# Tezitra i Samoela
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Tezitra tamin'i Saoly nohon'ny tsy fankatoavany i Samoela na 2) Nikorontana i Samoela.
|