plt_tn/1sa/10/09.md

8 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nomen'Andriamanitra azy ny fo vaovao
Nahatonga an'i Samoela hisaina amin'ny fomba hafa amin'ny nataony taloha Andriamanitra.
# ny Fanahin'Andriamanitra nidina teo aminy
Ny Fanahin'i Yaveh dia resahin'i Samoela tahaka ny hoe olona mihazakazaka mankeo amin'i Saoly ary mifehy azy tanteraka. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:5 io. DH: "nifehy azy tanteraka ny Fanahin'i Yaveh"