# nomen'Andriamanitra azy ny fo vaovao Nahatonga an'i Samoela hisaina amin'ny fomba hafa amin'ny nataony taloha Andriamanitra. # ny Fanahin'Andriamanitra nidina teo aminy Ny Fanahin'i Yaveh dia resahin'i Samoela tahaka ny hoe olona mihazakazaka mankeo amin'i Saoly ary mifehy azy tanteraka. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 10:5 io. DH: "nifehy azy tanteraka ny Fanahin'i Yaveh"