plt_tn/1sa/04/21.md

8 lines
429 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ikaboda
Amin'ny tena izy io anarana io dia andian-teny izay midika hoe "tsy misy voninahitra." Ny anaran'olona indraindray dia maneho fampahafantarana momba ilay olona, ny toerana, na ny zavatra izay tondroiny.
# fa lasa ny fiaran'Andriamanitra ... satria lasa ny fiaran'Andriamanitra.''
Io dia azo atao hoe DH: "fa nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra ... satria nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra"