# Ikaboda Amin'ny tena izy io anarana io dia andian-teny izay midika hoe "tsy misy voninahitra." Ny anaran'olona indraindray dia maneho fampahafantarana momba ilay olona, ny toerana, na ny zavatra izay tondroiny. # fa lasa ny fiaran'Andriamanitra ... satria lasa ny fiaran'Andriamanitra.'' Io dia azo atao hoe DH: "fa nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra ... satria nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra"