24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Tena ravoravo momba izany ianareo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe ''izany'' dia maneho ny tso-drano rehetra izay nolazain'i Petera tao amin'ny andininy teo aloha.
|
||
|
|
||
|
# Izany dia ho an'ny fanaporofoana ny finoanareo
|
||
|
|
||
|
Tahaka ny afo manadio volamena, no hitsapan'ny zava-tsarotra ny hatsaran'ny fahatokian'ireo mpino an'i Kristy.
|
||
|
|
||
|
# fanaporofoana ny finoanareo
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra dia te-hitsapa ny fahatokian'ireo mpino an'i Kristy.
|
||
|
|
||
|
# ny finoanareo izay sarobidy kokoa noho ny volamena izay simba, na dia nosedraina tamin'ny afo aza
|
||
|
|
||
|
Ny finoana dia sarobidy kokoa noho ny volamena, satria ny volamena dia tsy maharitra mandrakizay, na dia natsaraina tamin'ny afo aza izany.
|
||
|
|
||
|
# mba ho hita ny vokatry ny finoanareo amin'ny fiderana, voninahitra, ary haja
|
||
|
|
||
|
Ireo dika azo heverina: 1) mba ''hanome voninahitra ambony anareo Andriamanitra'' nohon'ny finoanareo na 2) mba ''hitondra dera, voninahitra, ary haja an'Andriamanitra ny finoanareo.''
|
||
|
|
||
|
# amin'ny hisehoan'i Jesosy kristy
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny fiverenan'i Kristy. DH: "rehefa miseho amin'ny olona rehetra Jesosy Kristy"
|