24 lines
795 B
Markdown
24 lines
795 B
Markdown
|
# ny mpanankarena izay nipetraka tao amin'ny tanànan'i Nabota
|
||
|
|
||
|
Ny teny "mpanankarena" dia maneho olona manan-karena. D.H: "ny olona manan-karena izay nitoetra tao amin'ny tanànan'i Nabota"
|
||
|
|
||
|
# araka ny voasoratra ao amin'ny taratasy
|
||
|
|
||
|
D.H: "araka izay efa nosoratany tao amin'ny taratasy"
|
||
|
|
||
|
# nametraka an'i Nabota teo ambonin'ny vahoaka
|
||
|
|
||
|
Ny fisian'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra dia voalaza toy ny fananana azy nipetraka ambonin'ny amin'ny olona izay nanatrika. D.H: "nisy an'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra ambonin'ny olona."
|
||
|
|
||
|
# nipetraka teo anoloan'i Nabota
|
||
|
|
||
|
"nipetraka teo anoloan'i Nabota"
|
||
|
|
||
|
# nentin'izy ireo nivoaka
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "izy ireo" dia amin'ireo olon'ny tanàna.
|
||
|
|
||
|
# Notoraham-bato i Nabota ka maty."
|
||
|
|
||
|
D.H: "Notorahinay vato Nabota ka maty izy"
|