# ny mpanankarena izay nipetraka tao amin'ny tanànan'i Nabota Ny teny "mpanankarena" dia maneho olona manan-karena. D.H: "ny olona manan-karena izay nitoetra tao amin'ny tanànan'i Nabota" # araka ny voasoratra ao amin'ny taratasy D.H: "araka izay efa nosoratany tao amin'ny taratasy" # nametraka an'i Nabota teo ambonin'ny vahoaka Ny fisian'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra dia voalaza toy ny fananana azy nipetraka ambonin'ny amin'ny olona izay nanatrika. D.H: "nisy an'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra ambonin'ny olona." # nipetraka teo anoloan'i Nabota "nipetraka teo anoloan'i Nabota" # nentin'izy ireo nivoaka Eto ny teny "izy ireo" dia amin'ireo olon'ny tanàna. # Notoraham-bato i Nabota ka maty." D.H: "Notorahinay vato Nabota ka maty izy"