12 lines
637 B
Markdown
12 lines
637 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ny Testamenta Taloha ny teny hoe: "fanosorana" dia maneho ny fanosorana menaka amin'ny olona iray izay atokana hanompo an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Fa manana fanosorana avy amin'ilay Iray Masina ianareo
|
||
|
|
||
|
"Fa ilay Iray Masina dia nanosotra anao." Eto ny hoe: "fanosorana" dia maneho an'i Jesosy manome ilay Iray Masina ny mpino mba hanokana azy ireo hanompo an'Andriamanitra. DH: "Fa Jesosy Kristy, ilay Iray Masina, nanome anareo ny Fanahiny"
|
||
|
|
||
|
# tsy misy lainga avy amin'ny marina
|
||
|
|
||
|
Eto ny fandaingana dia resahina toy ny hoe zavatra iray. DH: "tsy misy lainga avy amin'Andriamanitra, ilay marina"
|