# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ny Testamenta Taloha ny teny hoe: "fanosorana" dia maneho ny fanosorana menaka amin'ny olona iray izay atokana hanompo an'Andriamanitra. # Fa manana fanosorana avy amin'ilay Iray Masina ianareo "Fa ilay Iray Masina dia nanosotra anao." Eto ny hoe: "fanosorana" dia maneho an'i Jesosy manome ilay Iray Masina ny mpino mba hanokana azy ireo hanompo an'Andriamanitra. DH: "Fa Jesosy Kristy, ilay Iray Masina, nanome anareo ny Fanahiny" # tsy misy lainga avy amin'ny marina Eto ny fandaingana dia resahina toy ny hoe zavatra iray. DH: "tsy misy lainga avy amin'Andriamanitra, ilay marina"