plt_tn/1co/16/17.md

16 lines
380 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy
Ireo lehilahy ireo no mpino Korintiana voalohany na loholom-piangonana izay mpiara-miasa tamin'i Paoly.
# Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy
Anaran-dehilahy ireo.
# Nameno ny tsy naha-teo anareo izy ireo
"Izy ireo no nameno ny tsy naha-teo anareo."
# Fa namelombelona ny fanahiko
Milaza i Paoly fa nahery nohon'ny famangian'izy ireo.