# Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy Ireo lehilahy ireo no mpino Korintiana voalohany na loholom-piangonana izay mpiara-miasa tamin'i Paoly. # Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy Anaran-dehilahy ireo. # Nameno ny tsy naha-teo anareo izy ireo "Izy ireo no nameno ny tsy naha-teo anareo." # Fa namelombelona ny fanahiko Milaza i Paoly fa nahery nohon'ny famangian'izy ireo.