plt_tn/1co/14/07.md

12 lines
630 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy mamoaka lantom-peo samihafa ireo
Maneho ireo feo avy amin'ireo tady na lavaka samihafa izay mamoaka ny melodia izany, fa tsy ny fahasamihafana eo amin'ny feon-tsodina na feon-dokanga.
# ahoana no hahafantaran'ny olona izay melodia avoakan'ny sodina na ny lokanga?
Tian'i Paoly ho valin'ireo Korintiana io fanontaniana io. DH: "tsy hisy na iza na iza hahafantatra ny feo avoakan'ny sodina na lokanga."
# ahoana no hahafantaran'ny olona rehefa fotoana hiomanana amin'ny ady?
Tian'i Paoly hovalian'ireo Korintiana io fanontaniana io. DH: "tsy hisy hahafantatra ny fahatongavan'ny fotoana tokony hiomanana ho amin'ny ady."