# tsy mamoaka lantom-peo samihafa ireo Maneho ireo feo avy amin'ireo tady na lavaka samihafa izay mamoaka ny melodia izany, fa tsy ny fahasamihafana eo amin'ny feon-tsodina na feon-dokanga. # ahoana no hahafantaran'ny olona izay melodia avoakan'ny sodina na ny lokanga? Tian'i Paoly ho valin'ireo Korintiana io fanontaniana io. DH: "tsy hisy na iza na iza hahafantatra ny feo avoakan'ny sodina na lokanga." # ahoana no hahafantaran'ny olona rehefa fotoana hiomanana amin'ny ady? Tian'i Paoly hovalian'ireo Korintiana io fanontaniana io. DH: "tsy hisy hahafantatra ny fahatongavan'ny fotoana tokony hiomanana ho amin'ny ady."