plt_tn/1co/11/23.md

16 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa noraisiko avy amin'ny Tompo ihany koa izay ampitaiko anareo, fa ny Tompo Jesosy
"Fa avy amin'Andriamanitra no nahenoako izay nolazaiko taminareo, ka izao izany: ny Tompo"
# tamin'ny alina izay namadihana Azy
Azo atao hoe: "Tamin'ny alina izay namadihan'i Jodasy Iskariota Azy"
# nanapaka izany izy
"nanapaka sombiny tamin'izany izy"
# Ity ny vatako
"Ny mofo izay hazoniko dia ny vatako"