# Fa noraisiko avy amin'ny Tompo ihany koa izay ampitaiko anareo, fa ny Tompo Jesosy "Fa avy amin'Andriamanitra no nahenoako izay nolazaiko taminareo, ka izao izany: ny Tompo" # tamin'ny alina izay namadihana Azy Azo atao hoe: "Tamin'ny alina izay namadihan'i Jodasy Iskariota Azy" # nanapaka izany izy "nanapaka sombiny tamin'izany izy" # Ity ny vatako "Ny mofo izay hazoniko dia ny vatako"