plt_tn/1co/10/09.md

12 lines
294 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# toy ny nataon'ny maro tamin'izy ireo ka naringan'ireo menarana
Afaka adika hoe: "vokatr'izany, naringan'ny menarana izy ireo"
# mimonomonona
mitaraina
# nataon'ny maro ... ka naringan'ny anjelin'ny fahafatesana
Azo adika hoe: "vokatr'izany, naringan'ny anjelin'ny fahafatesana izy ireo"