# toy ny nataon'ny maro tamin'izy ireo ka naringan'ireo menarana Afaka adika hoe: "vokatr'izany, naringan'ny menarana izy ireo" # mimonomonona mitaraina # nataon'ny maro ... ka naringan'ny anjelin'ny fahafatesana Azo adika hoe: "vokatr'izany, naringan'ny anjelin'ny fahafatesana izy ireo"