plt_tn/1co/07/39.md

24 lines
294 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raha mbola velona ralehilahy
"mandra-pahafatiny"
# izay tiany
"izay olona tiany"
# ao amin'ny Tompo
"raha mpino ilay vadiny vaovao"
# ny fitsarako
"ny fahazoako ny tenin'Andriamanitra"
# faly
faly kokoa, faly tanteraka
# izy raha miaina amin'izao ihany
"hijanona ho tsy manambady"