# raha mbola velona ralehilahy "mandra-pahafatiny" # izay tiany "izay olona tiany" # ao amin'ny Tompo "raha mpino ilay vadiny vaovao" # ny fitsarako "ny fahazoako ny tenin'Andriamanitra" # faly faly kokoa, faly tanteraka # izy raha miaina amin'izao ihany "hijanona ho tsy manambady"