plt_tn/1co/07/10.md

12 lines
551 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy tokony hisaraka aminy
Ireo mpamaky ny bokin'i Paoly dia nahalala ny fahasamihafan'ny misaraka sy ny misara-bady. Ny fitsaharana miara-mitoetra amin'ny olona iray no atao hoe faran'ny fanambadiana. DH: "tsy tokony hisara-panambadiana"
# koa miverena mihavana aminy
"izy dia tokony hihavana amin'ny vadiny ary miverina aminy"
# tsy tokony hisaraka
Ireo mpamaky ny bokin'i Paoly dia nahalala ny fahasamihafan'ny fisaraham-panambadiana sy ny fisarahana tsotra. Samy mamarana ny fanambadiana ny fanaovana ireo. DH: "tsy tokony hisaraka amin'ny"