# tsy tokony hisaraka aminy Ireo mpamaky ny bokin'i Paoly dia nahalala ny fahasamihafan'ny misaraka sy ny misara-bady. Ny fitsaharana miara-mitoetra amin'ny olona iray no atao hoe faran'ny fanambadiana. DH: "tsy tokony hisara-panambadiana" # koa miverena mihavana aminy "izy dia tokony hihavana amin'ny vadiny ary miverina aminy" # tsy tokony hisaraka Ireo mpamaky ny bokin'i Paoly dia nahalala ny fahasamihafan'ny fisaraham-panambadiana sy ny fisarahana tsotra. Samy mamarana ny fanambadiana ny fanaovana ireo. DH: "tsy tokony hisaraka amin'ny"