plt_tn/1co/06/14.md

16 lines
777 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanangana ny Tompo
nahatonga an' i Jesosy ho velona indray
# Moa tsy fantatrareo ve fa ny tenanareo dia rantsam-batan'i Kristy?
Tahaka ny maha-rantsan'ny vatantsika ny sandritsika sy ireo tongotsika , no maha-ratsam-batan' i Kristy ny vatantsika, ilay fiangonana. DH: "Ny vatanareo dia ampahan' i Kristy"
# Ka ho entiko ve izany ireo rantsam-batan'i Kristy ary hampiray azy ireo amin'ny mpivaro-tena?
Paoly dia mampiasa ny tenany ho ohatra mba hampianarana azy ireo. DH: "Izaho dia ampahan'i Kristy. Tsy hanala ny tenako amin' i Kristy aho ary hampiray izany amin'ny mpivaro-tena!" na "Ratsam-batan'i Kristy isika. Tsy tokony hanala ny tenantsika amin'i Kristy isika ka hampiray izany amin'ny mpivaro-tena!"
# Tsy hisy anie izany!
"Tsy tokony hitranga mihitsy izany!"