# nanangana ny Tompo nahatonga an' i Jesosy ho velona indray # Moa tsy fantatrareo ve fa ny tenanareo dia rantsam-batan'i Kristy? Tahaka ny maha-rantsan'ny vatantsika ny sandritsika sy ireo tongotsika , no maha-ratsam-batan' i Kristy ny vatantsika, ilay fiangonana. DH: "Ny vatanareo dia ampahan' i Kristy" # Ka ho entiko ve izany ireo rantsam-batan'i Kristy ary hampiray azy ireo amin'ny mpivaro-tena? Paoly dia mampiasa ny tenany ho ohatra mba hampianarana azy ireo. DH: "Izaho dia ampahan'i Kristy. Tsy hanala ny tenako amin' i Kristy aho ary hampiray izany amin'ny mpivaro-tena!" na "Ratsam-batan'i Kristy isika. Tsy tokony hanala ny tenantsika amin'i Kristy isika ka hampiray izany amin'ny mpivaro-tena!" # Tsy hisy anie izany! "Tsy tokony hitranga mihitsy izany!"