plt_tn/1co/02/10.md

16 lines
711 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo no zavatra
Milaza ny fahamarinana momba an'i Jesosy sy ny hazofijaliana i Paoly.
# Fa iza no mahafantatra ny fisainan'ny olona iray afa-tsy ny fanahin'ny olona ao aminy?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisany fa tsy misy na iza na iza mahalala ny eritreritry ny olona afa-tsy ilay olona irery ihany. DH: "Tsy misy na iza na iza mahalala ny eritreritry ny olona afa-tsy ny fanahin'izany olona izany ihany"
# ny fanahin'ny olona
Izany dia maneho ny toetra anatin'ny olona iray, ny toetrany manokana ara-panahy.
# tsy misy mahafantatra ireo zavatra lalin'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra
"Ny fanahin'Andriamanitra ihany no mahalala ireo zavatra lalin'Andriamanitra"