# Ireo no zavatra Milaza ny fahamarinana momba an'i Jesosy sy ny hazofijaliana i Paoly. # Fa iza no mahafantatra ny fisainan'ny olona iray afa-tsy ny fanahin'ny olona ao aminy? Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisany fa tsy misy na iza na iza mahalala ny eritreritry ny olona afa-tsy ilay olona irery ihany. DH: "Tsy misy na iza na iza mahalala ny eritreritry ny olona afa-tsy ny fanahin'izany olona izany ihany" # ny fanahin'ny olona Izany dia maneho ny toetra anatin'ny olona iray, ny toetrany manokana ara-panahy. # tsy misy mahafantatra ireo zavatra lalin'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra "Ny fanahin'Andriamanitra ihany no mahalala ireo zavatra lalin'Andriamanitra"