plt_tn/1co/02/01.md

12 lines
560 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampifanohitra ny fahendren'ny olona sy ny fahendren'Andriamanitra i Paoly. Manantitrantitra izy fa ny fahendrena ara-panahy dia avy amin'Andriamanitra.
# ry rahalahy
Eto izany dia hilazana ireo Kristiana namana, samy ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy.
# Fa nanapa-kevitra tsy hahalala na inona na inona aho ... afa-tsy Jesosy Kristy
Momba ny fanomboana an'i Kristy no resahan'i Paoly fa tsy ny hevitr'olombelona. DH: "Tapa-kevitra ny hiresaka betsaka araka izay azoko natao aho ... momba an'i Jesosy Kristy"