# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampifanohitra ny fahendren'ny olona sy ny fahendren'Andriamanitra i Paoly. Manantitrantitra izy fa ny fahendrena ara-panahy dia avy amin'Andriamanitra. # ry rahalahy Eto izany dia hilazana ireo Kristiana namana, samy ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy. # Fa nanapa-kevitra tsy hahalala na inona na inona aho ... afa-tsy Jesosy Kristy Momba ny fanomboana an'i Kristy no resahan'i Paoly fa tsy ny hevitr'olombelona. DH: "Tapa-kevitra ny hiresaka betsaka araka izay azoko natao aho ... momba an'i Jesosy Kristy"