plt_mrk_tn/08/22.txt

18 lines
692 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Rehefa niala ny sambo tao Betsaida Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana olona jamba Jesosy."
},
{
"title": "Betsaida",
"body": "Tanàna iray ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia. Jereo ny nandikanao ny anaran-tanàna ao amin'ny 6:45"
},
{
"title": "mba hikasika azy",
"body": "Tsara kokoa raha tenenina hoe nahoana no tian'izy ireo hikasika ilay lehilahy Jesosy. DH: \"hikasika azy mba hanasitrana azy\""
},
{
"title": "Rehefa nandrora teo amin'ny masony Izy ... dia nanontany azy Izy ",
"body": "\"Rehefa nandrora teo amin'ny mason'ilay lehilahy Jesosy ... ary Jesosy nanontany ilay lehilahy\""
}
]