[ { "title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:", "body": "Rehefa niala ny sambo tao Betsaida Jesosy sy ireo mpianany, dia nanasitrana olona jamba Jesosy." }, { "title": "Betsaida", "body": "Tanàna iray ao avaratry ny sisin-dRanomasin'i Galilia. Jereo ny nandikanao ny anaran-tanàna ao amin'ny 6:45" }, { "title": "mba hikasika azy", "body": "Tsara kokoa raha tenenina hoe nahoana no tian'izy ireo hikasika ilay lehilahy Jesosy. DH: \"hikasika azy mba hanasitrana azy\"" }, { "title": "Rehefa nandrora teo amin'ny masony Izy ... dia nanontany azy Izy ", "body": "\"Rehefa nandrora teo amin'ny mason'ilay lehilahy Jesosy ... ary Jesosy nanontany ilay lehilahy\"" } ]