Upload files to '05'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:26:56 +00:00
parent a41df25d3a
commit a7df02c592
16 changed files with 320 additions and 0 deletions

14
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Manohy ny tantaran'ny fomba nizaran'ireo kristianina vaovao ny fananan'izy ireo tamin'ireo ,mpino hafa. I Lioka dia mitantara momban'ireo mpino roa, Ananiasy sy Safira."
},
{
"title": "ny vadiny ihany koa nahalala izany",
"body": "\"ny vadiny ihany koa dia nahafantatra fa izy dia nitazona ny ampahany tamin'ilay vola vidiny\""
},
{
"title": "napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly",
"body": "DH: \"nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly\" na \"nampiseho izany tamin'ireo Apostoly\""
}
]

30
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "nofenoin'i Satana lainga ny fonao handainga amin'ny Fanahy Masina, sy hitazona ny ampahany tamin'ilay vidin-tany?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Ananiasy. DH: \"tsy tokony namela ny satana handresy lahatra anao handainga ... tany\""
},
{
"title": "nofenoin'i Satana ny ny fonao",
"body": "Ny teny hoe \"fo\" eto dia manambara ny sitra-po sy fihetsem-po. DH: \"nofehezin'ny satana tanteraka ianao\" na 2) \"resin'ny satana lahatra ianao\""
},
{
"title": "handainga amin'ny Fanahy Masina, sy hitazona ny ampahany tamin'ilay vidin-tany",
"body": "Izany dia midika fa i Ananiasy dia niteny tamin'ireo Apostoly fa nomeny daholo izay noraisiny tamin'ny fivarotana ny taniny."
},
{
"title": "Raha mbola tsy lafo izany, tsy nijanona ho fanananao manokana ve izany",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Ananiasy. DH: \"raha mbola tsy lafo izany dia mbola fanananao\""
},
{
"title": "ary rehefa lafo izany, tsy teo amin'ny fahefanao ve izany?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Ananiasy. DH: \"ary rehefa lafo izany dia manana fahefana amin'ny vola izay noraisinao ianao\""
},
{
"title": " Ahoana no nieritreretanao izany zavatra izany tao amin'ny fonao?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Ananiasy. Ny teny hoe \"fo\" eto dia manambara ny sitra-po sy fihetsem-po. DH: \"Tsy tokony nanana eritreritra ny hanao izany zavatra izany ianao\""
},
{
"title": " lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny ainy",
"body": " lavo tamin'ny tany Ananiasy satria maty izy; tsy ny fianjerany no nahafaty azy. DH: \"maty ary nianjera tamin; ny tany\""
}
]

10
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "niditra ny vadiny",
"body": "\"niditra ny vadin'i Ananiasy\" na \"niditra i Safira\""
},
{
"title": "izay nitranga",
"body": "'fa mbola tsy maty ny vadiny\""
}
]

22
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Izany no mamarana ny fizaran'ny tantara momban'i Ananiasy sy Safira."
},
{
"title": "Nahoana ianareo no nanaiky hiara-hitsapa ny Fanahin'ny Tompo? ",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hitenenana mafy an'i Safira. DH: \"tsy tokony nifanaraka ny hitsapa ny Fanahin'ny Tompo ianareo!\""
},
{
"title": "hitsapa ny Fanahin'ny Tompo",
"body": "Eto ny teny hoe \"nitsapa\" dia midika hoe miantsy na manaporofo. Izy ireo dia nanandrana nitsaoka raha avy nandainga tamin' Andriamanitra ka tsy ho voasazy. "
},
{
"title": "reo tongotr'ireo olona izay nandevina ny vadinao",
"body": "DH: \"ireo lehilahy izay nandevina ny vadinao\""
},
{
"title": "lavo teo noho eo teo amin'ny tongony ",
"body": "Izany dia midika fa rehefa maty izy dia hianjera amin'ny tany eo anatrehan'i Petera. Izany fomba fiteny izany dia tsy tokony hafangaro amin'ny hoe mandohalika eo amin'ny tongotrin'ny olona iray ho marikin'ny fanetre-tena."
}
]

22
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "I Lioka dia nanohy nitantara izay nitranga ny andro mialohan'ny fiangonana."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"Izy ireo\" sy \"izy ireo\" dia manambara an'ireo mpino."
},
{
"title": "Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly",
"body": "DH: \"Ireo Apostoly dia nanao famantarana sy fahagagana maro be tamin'ireo olona\""
},
{
"title": "tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly",
"body": "DH: \"tamin'ireo Apostoly\""
},
{
"title": " ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo",
"body": "DH: \"Ireo olona ireo dia nanandratra avo ireo mpino. "
}
]

18
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe: \"izy ireo\" dia maneho ireo olona izay niaina tao Jerosalema."
},
{
"title": "nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo",
"body": "DH: \"Maro ireo olona no nino an'ny Tompo.\""
},
{
"title": "mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany",
"body": "Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanasitrana azy ireo raha mahakasika azy ireo ny alok'i Petera."
},
{
"title": " sitrana izy rehetra",
"body": "DH: \"Andriamanitra dia nanasitrana azy rehetra\"na \"ireo Apostoly dia nanasitrana azy rehetra\""
}
]

14
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireo mpitarika relijiozy dia nanomboka nanenjika ireo mpino."
},
{
"title": "nitsangana ny mpisoronabe",
"body": "Eto ny teny hoe: \"nitsangana\" dia midika fa nanapa-kevitra ny handray fepetra ilay mpisoronabe fa tsy hoe nitsangana teo amin'ny toerany. DH: \"nandray fepetra ilay mpisoronabe\""
},
{
"title": "feno fialonana izy ireo",
"body": "lasa nialona izy ireo"
}
]

22
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe: \"izy ireo\" dia manambara ireo Apostoly."
},
{
"title": "ao amin'ny tempoly ary mitenena amin'ny olona ireo teny rehetran'ity fiainana ity.\" 21Rehefa nandre izany izy ireo, dia niditra tao amin'ny tempoly",
"body": "Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: \"Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly\" na \"izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly\""
},
{
"title": " ireo teny rehetran'ity fiainana ity",
"body": "Io dia andininy amin'ny hafatrin'ny filazantsara izay efa nambaran'ireo Apostoly. Ireo mety ho dikany: 1) \"ireo hafatrin'ny fiainana mandrakizay rehetra\" na 2) \"Ny hafatra manontolo amin'ny fomba fiainana vaovao\""
},
{
"title": "raha vao maraina ny andro",
"body": "\"raha vao nahazava ny andro.\" Na dia nentin'ireo anjely nivoka ny trano maizina aza izy ireo nandritrin'ny alina dia niposaka ny masoandro vao tonga teo an-tokotanin'ny tempoly ireo Apostoly."
},
{
"title": "nalefa tany am-ponja mba hamoaka ireo apostoly",
"body": "Izany dia midika fa nisy olona nandeha nakany am-ponja. DH: \"nandefa olona tany am-ponja mba haka ireo Apostoly\""
}
]

6
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,6 @@
[
{
"title": " tsy nahita azy ireo tao",
"body": "Izany dia midika fa tsy nisy olona am-ponja."
}
]

14
05/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"ianareo\" dia manambara ny Kapitenín'ny tempoly sy ireo lehiben'ireo mpisorona."
},
{
"title": "nahakasika azy ireo",
"body": "\"nahakasika ireo teny izay vao rehin'izy ireo\" na \"nahakasika ireo zavatra ireo\""
},
{
"title": "mitsangana ao amin'ny tempoly",
"body": "Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: \"Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly\" na \"izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly\""
}
]

22
05/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ny lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra dia nitondra ireo Apostoly teo anatrehan'ny filan-kevitrin'ny mpitarika Jiosy. "
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"izy ireo\" eto amin'ity fizarana ity dia manambara ny lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra. Ao anatin'ny fehezanteny \"natahotra ny vahoaka izy ireo fandrao ho torahany vato\" ny teny ïzy ireo\" eto dia manambara ilay lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra. Ary ny \"izy ireo\" hafa kosa dia manambara an'ireo Apostoly."
},
{
"title": "amin'io anarana io",
"body": "Ny teny hoe \"anarana\" eto dia manambara an'i Jesosy. DH: \"tsy hiresaka momban'i Jesosy intsony.\" "
},
{
"title": "nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema",
"body": "DH: \"Ianareo dia nampianatra ny rehetra tao ao Jerosalema ny momba Azy\""
},
{
"title": "maniry ny hitondra ny ràn'io lehilahy io ho eo aminay",
"body": "Eto ny teny hoe \"rà\" dia manambara ny fahafatesan'i Jesosy . DH: \"faniriana hiampangana antsika ho tompon'andraikitra tamin'ny nahafatesan'io lehilahy io\" "
}
]

26
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"isika\" dia manambara ireo Apostoly fa tsy ireo mpihaino."
},
{
"title": "i Petera sy ireo apostoly namaly hoe",
"body": "I Petera dia miresaka ny fiainan'ireo Apostoly rehetra rehefa miteny ireto teny manaraka ireto."
},
{
"title": "tamin'ny fanantonana Azy teo amin'ny hazo",
"body": "Eto i Petera dia mampiasa ny teny hoe \"hazo\" hanambarana ny hazo fijaliana izay vita tamin'ny hazo."
},
{
"title": "hanome fibebahana ho an'Israely, sy famelana ny heloka",
"body": "DH: \"hanome fahafahana ny vahoakan'Israely mba hibebaka sy hanana an'Andriamanitra hamela ny fahotan'izy ireo.\""
},
{
"title": "Israely",
"body": "Ny teny hoe \"Israely\" eto dia manambara ireo olona Jiosy."
},
{
"title": "ireo manaiky Azy",
"body": "\"Ireo izay mankatoa ny fahefan'Andriamanitra\""
}
]

14
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Niresaka tamin'ny mpikambana tao filan-kevitra i Gamaliela."
},
{
"title": "Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay najain'ny olona rehetra",
"body": "I Lioka dia mampiditra an'i Gamaliela ary manome fampahafantarana mahakasika azy."
},
{
"title": "nandidy ireo apostoly mba hivoaka kely any ivelany",
"body": "DH: \"nandidy ireo mpiambina mba hitondra ireo Apostoly any ivelany\""
}
]

34
05/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "tandremo tsara ",
"body": "\"saino tsara ny momban'ny\" na \"mitandrema amin'ny\". I Gamaliela dia nampitandrina azy ireo mba tsy hanao zavatra izay hanenenan'izy ireo any aoriana."
},
{
"title": "nilaza ny tenany ho ",
"body": "\"nilaza ny tenany ho olona manan-danja\" "
},
{
"title": "Novonoina izy",
"body": "DH: \"novonoin'ny olona izy\""
},
{
"title": "ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka ary tonga tsinontsinona",
"body": "DH: \"Ireo olona izay niparitaka dia ireo izay nankatoa azy\" na \"ireo rehetra izay nankatoa azy dia samy nandeha any amin'ny lalan-kafa\""
},
{
"title": "tonga tsinontsinona",
"body": "Izany dia midika fa tsy fantany intsony izay zavatra nokasainy."
},
{
"title": "Avy eo io lehilahy io",
"body": "Avy eo i Teodasy"
},
{
"title": "tamin'ny andron'ny fanisana",
"body": "nandritran'ny fotoan'ny fanisana\""
},
{
"title": "nitaona olona maromaro hanaraka azy",
"body": "Izany dia midika fa nandresy lahatra olona maro hikomy hiaraka aminy hanohitra ny governemanta Romana izy."
}
]

26
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny resany tamin'ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra i Gamaliela. Resin'izy ireo ireo Apostoly ary nandidy azy ireo tsy ampianatra momban'i Jesosy ka hamela azy ireo handeha, fa ireo mpianatra dia nanohy nampianara sy nitory."
},
{
"title": "manalavira an'ireo lehilahy ireo ary avelao irery izy ireo",
"body": "Niteny tamin'ireo mpitarika Jiosy i Gamaliela fa tsy hanasazy ireo Apostoly intsony ary tsy hamerina azy ireo any am-ponja."
},
{
"title": "fa raha avy amin'ny olona io drafitra na io asa io",
"body": "raha olona no naminavina izany fikasana na hanao izany asa izany\""
},
{
"title": "dia ho foana izany",
"body": "hisy olona handrava izany"
},
{
"title": "Fa raha avy amin'Andriamanitra",
"body": "DH: \"raha Andriamanitra no naminavina izany fikasana na nandidy ireo lehilahy ireo hanao izany asa izany\""
},
{
"title": "Dia resy lahatra izy ireo",
"body": "DH: \"resin'i Gamaliela lahatra izy ireo\""
}
]

26
05/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\"voalohany dia manambara ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra. Ny ambony amin'ny teny hoe \"izy ireo\" kosa dia manambara an'ireo Apostoly. "
},
{
"title": "niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka",
"body": "Ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra dia nanome baiko ireo mpiambina ao amin'ny tempoly hanao ireo zavatra ireo."
},
{
"title": "hiteny amin'ny anaran'i Jesosy",
"body": "ny\"anarana\"eto dia midika ny fahefan'i Jesosy "
},
{
"title": "Izy ireo dia nandao ny filan-kevitra tam-pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam-baraka ho an'Ilay Anarana",
"body": "Nifaly ireo Apostoly satria Andriamanitra dia nanome voninahitra azy ireo tamin'ny tsy nanomezan'ireo mpitarika Jiosy azy ireo voninahitra."
},
{
"title": "ho an'Ilay Anarana",
"body": "Eto ny \"anarana\"dia manambara an'i Jesosy. DH: \"hoan'i Jesosy\""
},
{
"title": "teo an-kianjan'ny tempoly sy tamin'ny trano maro",
"body": "Izy ireo dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay voatokana hoan'ireo mpisorona. "
}
]