Upload files to '04'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:25:41 +00:00
parent a97622da71
commit a41df25d3a
15 changed files with 318 additions and 0 deletions

30
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireo mpitarika relijiozy dia nisambotra an'i Petera sy Jaona taorian'ny nanasitranan'izy reo ilay lehilahy izay nalemy hatrany am-piterahana."
},
{
"title": "Tezitra mafy izy ireo ",
"body": "\"indrindra ireo Sadoseo izay tezitra momban'izay nolazain'i Petera sy Jaona satria izy ireo dia tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty."
},
{
"title": "nitory ny fitsanganana amin'ny maty tamin'ny alalan'i Jesos",
"body": "I Petera sy Jaona dia niteny fa Andriamanitra dia hampitsangana ny olona amin'ny fahafatesana tahaka ny nananganany an'Jesosy Kristy tamin'ny maty'"
},
{
"title": "Nosamborina izy ireo",
"body": "\"Ireo mpisorona sy ny kapitenin'ny tempoly ary ireo Sadoseo no nisambotra an'i Petera sy Jaona\""
},
{
"title": "mandrapahatongan'ny maraina",
"body": "araka ny fomba dia tsy azo natao ny nametraka fanontaniana olona mandritran'ny alina."
},
{
"title": "ny isan'ireo lehilahy izay nino ",
"body": "Izany dia maneho fa lehilahy ihany ary tsy nisy isan'ny zaza aman-behivavy nino."
},
{
"title": "dimy arivo teo ho eo",
"body": "\"nitombo ho manodidina ny dimy arivo\""
}
]

26
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanontany an'i Paoly sy Jaona ilay mpanapaka ary dia novalin'izy ireo tsy amim-patahorana."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"izy ireo\" etoo dia manondro ireo olona Jiosy iray manontolo."
},
{
"title": "mpanapak'izy ireo, zokiolona ary ireo mpanora-dalàna.",
"body": "Izany dia manondro ny Fitsarana Avo, ny fitsarana Jiosy, izay ahitana ireo vondrona telo ireo."
},
{
"title": "Jaona, sy Aleksandro",
"body": "Ireo lehilahy roa ireo dia fianakavian'ny mpisoronabe. Tsy tahaka an'i Jaona amin'ny maha Apostoly azy."
},
{
"title": "Amin'ny hery inona",
"body": "\"iza no nanome ilay hery\""
},
{
"title": "amin'ny anarana inona",
"body": "Eto ny \"anarana\" dia manambara fahefana. DH: \"Tamin'ny fahefana inona\""
}
]

10
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "Avy eo i Petera, feno ny Fanahy Masina",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"Ny Fanahy Masina dia nameno an'i Petera sy izy\""
},
{
"title": "raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Petera mba hampazava ny tena antony hitsarana azy ireo. DH: \"raha nanontaniana momban'ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin'ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io"
}
]

34
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "I Petera dia nanatanteraka ny teniny izay natombony tao amin'ny 4:8 tamin'ireo mpanapaka relijiozy Jiosy."
},
{
"title": "Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori-trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro",
"body": "I Petera dia nilaza ny tao amin'ny Salamo. Io dia sarinteny izay maneho fa ireo mpitarika relijiozy dia tia manangana sy mandà an'i Jesosy fa Andriamanitra dia hanao Azy ho manan-danja indrindra ao amin'ny fanjakany tahaka ny maha zava-dehibe ny vato fehizoro amin'ny trano. "
},
{
"title": "loha",
"body": "Ny teny hoe \"loha\" eto dia midika hoe \"manan-danja\""
},
{
"title": " nataonareo mpanori-trano tsinontsinona",
"body": " \"tsy nasianareo mpanori-trano vidiny "
},
{
"title": " tsy misy famonjena avy amin'ny hafa",
"body": "DH: \"Izy irery ihany no olona afaka hamonjy\""
},
{
"title": "tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomen'ny olona ",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"tsy misy anarana ambanin'ny lanitra nomen'Andriamanitra teo anivon'ny olombelona."
},
{
"title": "ambanin'ny lanitra ",
"body": "DH: \"eran'izao tontolo izao\""
},
{
"title": "izay tsy maintsy hahavonjy antsika",
"body": "DH: \"Izay afaka hamonjy antsika\""
}
]

18
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\" dia manambara an'i Petera sy Jaona. Ary mety manambara ireo mpitarika Jiosy ihany koa. "
},
{
"title": "nahatsapa fa olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana",
"body": "\"nahatsapa\" izany ireo mpitarika Jiosy ireo satria hitan'izy ireo tamin'ny fomba firesak'i Petera sy Jaona."
},
{
"title": "olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana",
"body": "Ireo teny ireo roa ireo dia manana dikany mitovy ary manamafy ny fa i Petera sy Jaona dia tsy nahazo fampiofanana tamin'ny lalàna Jiosy."
},
{
"title": "ilay lehilahy izay sitrana",
"body": "DH: \"ilay lehilahy izay nositranin'i Jaona sy Petera\""
}
]

26
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "ireo apostoly",
"body": "Io dia manambara an/ i Petera sy Jaona."
},
{
"title": "Inona no tokony ho atao amin'ireto lehilahy ireto?",
"body": "Ireo mpitarika Jiosy dia nametraka io fanontaniana io tamin-patahorana satria tsy azon'izy ireo an-tsaina izay hanaovana an'i Petera sy Jaona. DH: \"Tsy misy zavatra azontsika atao amin'ireo lehilahy ireo!\""
},
{
"title": "Noho ny fahagagana vita tamin'ny alalan'izy ireo dia fantatr'ireo olona rehetra mipetraka eto Jerosalema",
"body": "DH: \"Fa ny rehetra izay mipetraka tao Jerosalema dia nafantatra fa izy ireo dia nahavita fahagagana niavaka\""
},
{
"title": "olona rehetra mipetraka eto Jerosalema",
"body": "Io dia mety ho fanatavian-dresaka. DH: \"saika ny olona rehetra izay nipetraka tao Jerosalema\""
},
{
"title": "Fa mba tsy hiparitahan'izany",
"body": "Eto ny teny hoe; \"izany\" dia maneho ny fahagagana na fampianarana izay mety ho tohizan'i Petera sy Jaona ho atao. DH: \"mba tsy hisy olona handre izany fahagagana izany intsony\" \"mba tsy hiparitaka lavitra izany vaovao mahakasika izany fahagagana izany\""
},
{
"title": "tsy hitenenan'izy ireo izany anarana izany intsony",
"body": "Eto ny teny hoe \"anarana\" dia maneho an'i Jesosy. DH: \"tsy hiteny an'iza na iza momban'i Jesosy\""
}
]

14
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe\"izahay\" dia maneho an'i Petera sy Jaona fa tsy ireo izay noresahiny."
},
{
"title": "Raha marina eo imason'Andriamanitra ",
"body": "Eto ny fehezanteny \"Raha marina eo imason'Andriamanitra \"Raha marina eo imason'Andriamanitra\" dia manambara ny hevitr\"Andriamanitra. DH: \"Raha mieritreritra Andriamanitra fa marina izany\""
},
{
"title": "Tsy afaka ny hijanona tsy hiteny",
"body": "\"isika dia mila manohy miteny\" na \"tsy afaka hitsahatra ny tsy hiteny isika\" "
}
]

22
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny andininy faha 22 dia manome fampahafantarana mahakasika ny taonan'ilay lehilahy nalemy izay sitrana"
},
{
"title": "Taorian'ny fampitandremana",
"body": "Ireo mpitarika Jiosy dia nandrahona ny hanasazy an'i Petera sy Jaona."
},
{
"title": " Fa tsy nahita fomba hanasaziana azy ireo izy ireo",
"body": "na dia nandrahona an'i Petera sy Jaona ary ireo mpitarika Jiosy dia tsy nahita antony hanasaziana azy ireo noho ny tahotrin'ny korontana hoataon'ny vahoaka."
},
{
"title": "noho ny zava-bitany",
"body": "DH: \"noho ireo zava-bitan'i Petera sy Jaona\""
},
{
"title": "Ilay lehilahy izay niaina ny fahagagan'ny fanasitranana ",
"body": "\"Ïlay lehilahy nositranin'i Petera sy Jaona\""
}
]

34
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Raha niresaka niaharaka ireo olona dia nilaza izay voalazan'ny Salamon'i Davida tao amin'ny Testamenta Taloha."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe: \"izy ireo\" dia manambara ny ambony ireo mpino fa tsy i Petera sy Jaona."
},
{
"title": " tonga teo amin'ny vahoakany",
"body": "Ny teny hoe\"vahoakany\" dia manambara ny ambon'ireo mpino. DH: \"nankany amin'ireo mpino hafa\""
},
{
"title": "Niteny tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida Ianao hoe",
"body": "Io dia manambara fa ny Fanahy Masina no nanosika an'i Davida hiteny na hanoratra izay nolazain'Andriamanitra."
},
{
"title": "tamin'ny vavan'ny mpanomponao, ny raintsika Davida",
"body": "Eto ny teny hoe \"vava\" dia manambara ireo teny izay nolazaina na nosoratan'i Davida. DH: \"tamin'ireo tenin'ny raintsika Davida\""
},
{
"title": "Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa, sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy?",
"body": "Izany dia manamafy ny maha zava-poana ny fanoerana an'Andriamanitra. DH: \"Ireo firenena Jentilisa dia tsy tokony ho tezitra ary ireo olona dia tsy tokony nieritreritra zavatra tsy misy ilana azy\" "
},
{
"title": "ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy",
"body": "Ireo \" zavatra tsy misy ilana azy\" dia miresaka ireo tetika manohitra Andriamanitra. DH: \"Ireo olona dia mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy hanoherana an'Andriamanitra."
},
{
"title": "ireo olona",
"body": "\"vondron'olona\"na \"foko\""
}
]

18
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireo mpino dia nameno ireo zavatra nambaran'ny Davida Mpanjaka tao amin'ny Salamo izay natombok'izy ireo tao amin'ny 4:23."
},
{
"title": " Ireo Mpanjakan'ny tany dia nitambatra, ary ireo mpanapaka dia nivondrona hanohitra ny Tompo",
"body": "Ireo an-dalana roa ireo raha ny marina dia zavatra mitovy ihany. Ireo an-dalana roa ireo dia manamafy ny fitambaran'ny ezakin'ny mpanapakany tany mba hanoherana an'Andriamanitra."
},
{
"title": "nitambatra ... nivondrona ",
"body": "Io dia manambara fa nanambatra ny tafika izy ireo hiady. DH: 'nanambatra ny tafiny izy ireo ... nanangona ny tokon'izy ireo.\""
},
{
"title": "hanohitra ny Tompo, sy hanohitra ny Kristiny",
"body": "Eto ny teny hoe\"Tompo\" dia manambara an'Andriamanitra'. Ao amn'ny Salamo ny teny hoe\"Kristy\" dia manambara an' Messia na ilay tokana voahosotr'Andriamanitra."
}
]

18
04/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy nivavaka ireo mpino."
},
{
"title": "tao an-tanàna",
"body": "\"tao an-tanàna\" tanànan'i Jerosalema."
},
{
"title": "mpanomponareo masina",
"body": "\"i Jesosy izay nanompo anao amin-pahatokiana\""
},
{
"title": " hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo ",
"body": "Ny teny hoe \"tanana\" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Fanampin'izany, ny fehezanteny hoe : \" hanao izay rehetra tapakin'ny tanana sy fanirianareo\"dia mampiseho ny herin'Andriamanitra sy ny fikasany. DH: \"hanao izay rehetra tapakareo satria Ianao dia mahery ary efa nanantateraka izay rehetra nokainao\""
}
]

22
04/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireo mpinno dia namita ny vavak'izy ireo izay niatomboka tao amin'ny 4:23."
},
{
"title": " jereo ireo fampitandreman'izy ireo",
"body": "Ny teny hoe \"jereo\" eto dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hijery ny fomba fandrahonan'ireo mpitarika Jiosy an'ireo mpino. DH: \"jereo ny fomba nandrahonany hanasazy anay\""
},
{
"title": "Ahinjiro ny tananao mba hanasitrana",
"body": "Ny teny hoe \"tanana\" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Io dia fangarahana amin'Andriamanitra mba hampiseho ny mampahery azy. DH: \"nandritran'ny nampisehonao ny herinao tamin'ny fanasitranana olona\""
},
{
"title": " amin'ny alalan'ny anaran'i Jesosy mpanomponao masina",
"body": "ny teny hoe\"anarana\" eto dia maneho dia hery sy fahefana. DH: \"tamin'ny alalan'ny herin'ny Jesosy mpanomponao msina\""
},
{
"title": "Jesosy mpanomponao masina",
"body": "\"I Jesosy izay nanompo anao tamin-pahatokiana.\" Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 4:27."
}
]

14
04/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": " dia fo sy fanahy iray",
"body": "Ny teny hoe \"fo\" eto dia midika ireo eritreritra ary ny teny hoe \"fanahy\" dia maneho ireo fihetsem-po. Ny fitambaran'izy ireo dia maneho ny maha olona. DH: \" nitovy eritreritra ary nitady zavatra iray iombonana\""
},
{
"title": "niarahan'izy ireo nanana",
"body": "\"Nifampizara izay nananany tamin'ny hafa.\""
},
{
"title": "fahasoavana lehibe no teo amin'ny izy rehetra",
"body": "DH: \" fa Andriamanitra dia nanome fahasoavana lehibe hoan'ireo mpino\" "
}
]

14
04/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "nanana tany na trano misoratra aminy",
"body": "Io fehezanteny io dia midika fa izy ireo dia raki-tsoratra manamarina mampiseho fa izy ireo dia manana tany sy trano. "
},
{
"title": "napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly",
"body": "DH: \"nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly\" na \"nampiseho izany tamin'ireo Apostoly\""
},
{
"title": "nozaraina tamin'ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo",
"body": "DH: \"nizara ny vola isak'ireo mpino izay nila izany izy ireo \""
}
]

18
04/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny ",
"body": "Nampiditra an'i Barnabasy ao amin'ny tantara i Lioka."
},
{
"title": "Josefa, Levita iray, lehilahy avy any Sipra izay nantsoin'ireo apostoly hoe Barnabe",
"body": "DH: \"Nomen'ireo Apostoly ... anarana hoe Barnabasy i Josefa\""
},
{
"title": "Zanaka lahin'ny Fampaherezana",
"body": "Nampiasa izany iireo Apostoly mba nampisehoana fa i Josefa dia olona izay mpankahery ny hafa. DH: \"olona izay mankahery foana ny hafa\" "
},
{
"title": " nametraka azy teo an-tongotr'ireo apostoly",
"body": "DH: \"nampiseho izany tamin'ireo Apostoly\"na \"nanome izany tamin'ireo Apostoly\""
}
]