Upload files to '03'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:24:18 +00:00
parent 3c83a68f04
commit a97622da71
11 changed files with 250 additions and 0 deletions

26
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "indray andro nandeha tany amin'ny tempoly i Jaona sy Petera."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "ny andininy faha 2 dia manome fampahafantarana momban'ilay lehilahy nalemy."
},
{
"title": "teny amin'ny tempoly",
"body": "Izy ireo dia tsy niditra tao amin'ny tempoly izay natokana hoan' ireo mpisorona ihany. DH: \"teo an-tokontanin'ny tempoly\"na \"teo amin'ny faritrin'ny tempoly\""
},
{
"title": "nisy lehilahy iray nalemy efa hatrany am-piterahana nentina isan'andro",
"body": "Azo hadika koa io hoe: \"Isan'andro dia nisy lehilahy iray nalemy hatrany am-piterahana ary nolajan'ny olona\""
},
{
"title": "nalemy",
"body": "tsy afaka nandeha"
},
{
"title": "ny vavahadin'ny tempoly izay nantsoina hoe Itsaraendrika",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"Ilay vavahadin'ny tempoly izay nantsoin'ny olona hoe Itsaraendrika\""
}
]

26
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "I Petera, nibanjina ny masony, niaraka tamin'i Jaona, dia niteny hoe",
"body": "i Petera sy Jaona dia samy nijery tany amin'ilay lehilahy fa i Petera ihany no niteny."
},
{
"title": "nibanjina ny mason'izy ireo",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) \"nijery nivantana tany aminy\" na 2) \"nijery tsara azy\""
},
{
"title": "nijery azy ireo Ilay lehilahy malemy",
"body": "ny teny hoe \"nijery\" teto dia midika hoe nifantoka amin'ny zavatra iray. DH: \"ilay lehilahy malemy dia nanara-maso azy ireo akaiky\""
},
{
"title": "Volafotsy sy volamena",
"body": "Ireo teny ireo dia manambara vola."
},
{
"title": "izay ananako",
"body": "Eto dia fantatra fa i Petera dia manana fahafahana manasitrana ilay lehilahy"
},
{
"title": " Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy",
"body": "ny teny \"anarana\" eto dia maneho ny hery sy fahefana. DH: \"miaraka amin'ny fahefan'i Jesosy Kristy\""
}
]

6
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,6 @@
[
{
"title": " niditra tamin'i Petera sy i Jaona tao an-tempoly izy",
"body": "Izy dia tsy niditra tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany. DH: \"Izy dia niditra ... ny faritrin'ny tempoly\" na \"izy dia niditra ... tao an-tokontanin'ny tempoly\""
}
]

14
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Tsikaritr'izy ireo fa izy ilay lehilahy",
"body": "\"nahafantatra fa izy ilay lehilahy\" na \"nahafantatra azy ho toy ilay lehilahy\""
},
{
"title": "Itsaraendrika",
"body": "Io no anarana nomena ny fidirana mankao amin'ny faritrin'ny tempoly "
},
{
"title": "feno hagagana sy hatalanjonana izy ireo",
"body": "ny teny \"hagagana\" sy \"hatalanjonana\" eto dia mitovy ny heviny ary manamafy ny fahatalanjonan'ireo olona. DH: \"izy ireo dia tena talanjona tokoa\""
}
]

18
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "fFampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Taorian'ny nanasitranan'i Petera ilay lehilahy izay tsy afaka nandeha dia niresaka tamin'ireo olona izy."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny fehezanteny \"teny amin'ny fialofana izay nantsoina hoe fialofan'i Solomona\" dia manazava fa tsy tao anatin'ny tempoly izay natokana hoan'ireo mpisorona ihany izy ireo. "
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny\"izahay\" sy \"isika\" dia manambara an'i Petera sy Jaona fa tsy vahoaka izay niresahan'i Petera."
},
{
"title": "Nahoana ny masonareo no mandinika anay, ohatran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana",
"body": "Nametraka io fanontaniana io Petera mba hanamafisany fa tsy tokony hieritreritra ireo olona fa herin'izy sy Jaona no nahasitrana ilay lehilahy. Azo atao fehezanteny roa koa io: \"Aza izahay no jerena. Tsy ny hery sy fahefanay manokana na ny fahamasinanay no nampandeha azy\""
}
]

18
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy ny teniny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy i Petera."
},
{
"title": "ilay natolotrareo ",
"body": "\"ilay natolotrareo an'i Pilato\" na \"izay nomenareo an'i Pilato\""
},
{
"title": "tamin'izy nanapa-kevitra ny handefa azy",
"body": "\"rehefa nanapa-kevitra ny hamela an'Jesosy i Pilato\""
},
{
"title": "ilay mpamono olona ho voavela ho anareo",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"Fa i Pilato hamelana ilay mpamono olona\""
}
]

26
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izahay\" dia miresaka an'i Petera sy Jaona."
},
{
"title": "Printsin'ny fiainana",
"body": "Izany dia manambara an'i Jesosy. ireo mety ho dikany 1) \"ilay iray izay manome ny olona fiainana mandrakizay\" na 2) \"ny mpanapaka ny fiainana.\""
},
{
"title": "Printsy",
"body": "\"Kapiteny\" na \"mpanorina\""
},
{
"title": "Ankehitriny",
"body": "Ny teny \"ankehitriny\" dia misarika ny sain'ny mpihaino hoany amin'ilay lehilahy malemy. "
},
{
"title": "noho ny finoana amin'ny anarany",
"body": "Ny teny \"anarany\" eto dia maneho an'i Jesosy. Ireo mety handikana azy 1) \"satria io lehilahy io dia nino an'i Jesosy\" na 2) \"satria izaho sy i Jaona dia nino an'i Jesosy\""
},
{
"title": " nahatonga azy ho mahery",
"body": "naha sitrana azy"
}
]

18
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Ankehitriny",
"body": "Eto i Petera dia misarika ny sain'ireo mpihaino avy any amin'ilay lehilahy malemy ary nanohy niresaka tamin'izy ireo mivantana."
},
{
"title": "nanao izany ianareo noho ny tsy fahalalanareo",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) fa ny olona dia tsy nahafantatra fa i Jesosy dia ilay Messia na 2) fa ny olona dia tsy nahazo ny dikan'izay zavatra ataony"
},
{
"title": "oalazan'Andriamanitra mialoha tamin'ny vavan'ireo mpaminany rehetra",
"body": "Rehefa niteny ireo mpaminany dia Andriamanitra tenany ihany no niteny satria efa niteny azy ireo izay tokony ho lazaina Izy. DH: \"Andriamanitra dia nanambara mialoha tamin'ireo mpaminany izay zavatra ho lazaina\""
},
{
"title": "ny vavan'ireo mpaminany rehetra",
"body": "Eto ny teny \"vava\" dia maneho ireo teny izay nolazaina na nosoratan'ireo mpaminany\""
}
]

22
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Mibebaha, noho izany, ary miverena",
"body": "Ny teny \"mibebaha\" sy \"miverena\" dia manambara ny fanovana ny fomba fisainana, ary fanalavirana ny ota ka hitodika amin'Andriamanitra."
},
{
"title": "mba ho voavono ny fahotanareo",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"mba hamonon'Andriamanitra ny otanareo\""
},
{
"title": "ny fotoana mahavelombelona eo anatrehan'ny Tompo",
"body": "Ireo mety handikana azy 1) \"fotoana hanamafisan'Andriamanitra ny fanahintsika\"na 2) \"fotoana hameloman'Andriamanitra anareo indray\" "
},
{
"title": "mba handefa an'i Kristy",
"body": "\"mba mety handefasany an'i Kristy indray.\"Izany dia maneho ny fiverenan'i Kristy indray."
},
{
"title": "izay voatendry ho anareo ",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"izay notendreny ho anareo\""
}
]

38
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy ny teny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy izay nitsangana teo amin'ny faritrin'ny tempoly i Petera."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 22-23 i Petera dia nilaza zavatra izay efanolazain'i Mosesy mialohan'ny natongavan'ny Messia."
},
{
"title": "Izy ilay tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra",
"body": "\"Izy ilay itokana tsy maintsy ho raisin'ny lanitra.\" I Petera dia niresaka momban'ny lanitra tahaka ny olona izay nandray an'i Jesosy tao an-tranony."
},
{
"title": " tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra",
"body": "Io dia midika fa i Jesosy dia mila mijanona any an-danitra satria izany no lahatr'Andriamanitra."
},
{
"title": "mandra-pahatongavan'ny ora fhmerenana amin'ny laoniny ny zava-drehetra ",
"body": "Azo hadika ko hoe: \"mandra-patongan'ny fotoana hanatanterahan'Andriamanitra ny zavatra rehetra izay nolazainy mialoha.\""
},
{
"title": " momban'izay nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ireo mpaminany masina",
"body": "Rehefa niteny ireo mpaminany tany aloha dia tahaka ny Andriamanitra tenany no niteny satria izy no niteny azy ireo izay tokony ho lazaina. DH: \"momban'ireo zavatra nolazain'Andriamanitra taloha ela be ny hoe ny mpaminaniny masina no hiteny momba azy ireo\""
},
{
"title": "ny vavan'ireo mpaminany masina",
"body": "Eto ny teny hoe \"vava\" dia maneho ireo teny izay nolazaina sy nosoratan'ireo mpaminany. DH : \"ireo tenin'ny mpaminaniny masina\""
},
{
"title": "hanangana mpaminany",
"body": "\"hanondro mpaminany iray\""
},
{
"title": "izany mpaminany izany dia ho ringanina tanteraka",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"Izany mpaminany izany dia ho potehin'Andriamanitra tanteraka.'"
}
]

38
03/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny teniny tamin'ireo Jiosy izay natombony tao amin'ny 3:11 "
},
{
"title": "Eny, ary ireo mpaminany rehetra",
"body": "Eto ny teny hoe \"Eny\" dia manamafy izay manaraka azy."
},
{
"title": "nanomboka teo amin'i Samoela sy ireo izay tonga taoriany",
"body": "\"niantomboka tamin'i Samoely ary notohizan'ireo mpaminany izay niaina taty aorinany\""
},
{
"title": "ireo andro ireo",
"body": "Azo hadika koa hoe: \"ireo zavatra izay hitranga izao\""
},
{
"title": "Ianareo no zanak'ireo mpaminany sy ny fanekena ",
"body": "Eto ny teny hoe \"zanaka\" dia maneho ireo mpandova izay handray ireo mpaminany sy ilay fifanekena nampanantenaina. DH: \"Ianareo no mpandovan'ireo mpaminany sy mpandova ny fifanekena\" "
},
{
"title": "Ao amin'ny taranakareo",
"body": "\"Noho ireo zanakareo\""
},
{
"title": "ho tahiana ireo fianakaviana rehetra eran-tany",
"body": "Eto ny teny hoe \"fianakaviana\" dia manambara ireo vondron'olona na ireo firenena. Azo hadika koa hoe: \"Ho tahiko ny olona rehetra eto an-tany\""
},
{
"title": "Taorian'ny nananganan'Andriamanitra ny mpanompony",
"body": "\"Taorian'ny nampisehoan'Andriamanitra ny mpanompony\" na \"Taorian'ny nanomezan'Andriamanitra fahefana ny mpanompony\""
},
{
"title": " ny mpanompony",
"body": "Io dia manambara an'ilay Messia, Jesosy."
}
]