Upload files to '15'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:39:01 +00:00
parent 8a17929595
commit 76e28593fd
16 changed files with 476 additions and 0 deletions

34
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Paoly sy Barnabasy dia mbola tany Antiokia, fony nisy fifamaliana momban'ireo Jentilisa sy ny famorana."
},
{
"title": "Ny olona sasany",
"body": "\"Ny olona sasany.\" Afaka hazavaina mazava tsara fa ireo olona ireo dia Jiosy izay nino an'i Kristy."
},
{
"title": "nidina avy tany Jodia",
"body": "Ny fehezanteny hoe \"nidina\" dia ampiasaina eto satria i Jodia dia avo kokoa noho ny Antiokia.Paul sy Barnabasy dia mbola tany Antiokia rehefa nisy fifandirana momba ny Jentilisa sy ny famorana."
},
{
"title": "nampianatra ireo rahalahy",
"body": "Eto \"ry rahalahy\" dia milaza ireo mpino ao amin'i Kristy. Izany dia manambara fa tany Antiokia izy ireo. DH: \"nampianatra ireo mpino tany Antiokia\" "
},
{
"title": "Raha tsy vita famorana araka ny fomba fanaon'i Mosesy ianareo, dia tsy ho voavonjy ianareo",
"body": " \"Raha tsy forain'ny olona araka ny fomban'i Mosesy ianareo, dia tsy afaka ny hamonjy anareo Andriamanitra\" na \"Andriamanitra tsy hamonjy anareo amin'ny fahotanareo, raha tsy mifora araka ny lalàn'i Mosesy ianareo\""
},
{
"title": "fifandirana sy ady hevitra tamin'izy ireo",
"body": "DH: \"nifanatrika sy niady hevitra tamin'ireo lehilahy avy any Jodia\""
},
{
"title": "hiakatra any Jerosalema",
"body": "Jerosalema dia avo toerana raha ampitahaina amin'ireo toerana hafa tao Israely, ka rariny ny fitenin'ny Israelita hoe niakatra ho any Jerosalema."
},
{
"title": "izany fanontaniana izany",
"body": "\"izany olana izany\""
}
]

38
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy ireo\", \"Izy ireo\" ary \"azy ireo\" dia manondro an' Paoly , Barnabasy, ary iireo sasany hafa."
},
{
"title": "Noho izany izy ireo, nalefan'ny fiangonana",
"body": "DH: \"Koa ny fiaraha-monin'ireo mpino dia nandefa azy ireo avy any Antiokia ho any Jerosalema\""
},
{
"title": "nalefan'ny fiangonana",
"body": "Eto ny \"fiamgonana\" dia manondro ireo olona izay anisan'ny fiangonana."
},
{
"title": "namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nanambara ",
"body": "Ny teny hoe \"namakivaky\" sy \"nanambara\" dia manondro fa nandany fotoana vitsivitsy tany amin'ny toerana samihafa izy ireo izay nizara amin'ny antsipiriany ny zavatra nataon'Andriamanitra."
},
{
"title": " nanambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa",
"body": "Ny \"fiovam-po\" dia midika fa ireo Jentilisa dia nandà ny andriamanitra sandoka an'izy ireo ary nino an'Andriamanitra. DH: \"nanambara tamin'ny fiaraha-monin'ny mpino erak'ireo toerana izay nisy Jentilisa nino an'Andriamanitra\""
},
{
"title": "Izy ireo dia nitondra hafaliana lehibe tamin'ireo rahalahy rehetra",
"body": "Ny hafatr'izy ireo izay niteraka \"hafaliana\" teo amin'ireo rahalahy dia resahina toy ny zavatra izay nentin'izy ireo ho an'ireo rahalahy. DH: \"Ny zavatra nolazain'izy ireo dia nahatonga ireo mpino namany hifaly\""
},
{
"title": "'ireo rahalahy ",
"body": "Eto ny \"rahalahy\" dia manondro ireo namana mpino."
},
{
"title": "noraisin'ny fiangonana sy ireo apostoly ary ireo loholona",
"body": "DH: \"ireo apôstôly, ireo loholona, ary ny sisa tamin'ireo mpino dia nandray azy ireo\""
},
{
"title": "tamin'izy ireo",
"body": "\"tamin'ny alalan'izy ireo\""
}
]

18
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Paoly sy Barnabasy dia efa tany Jerosalema mba hihaona tamin'ireo apôstôly sy loholona tao."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"izy ireo\" dia manondro ireo mpino tsy Jiosy izay tsy voafora ary tsy nitandrina ny lalàn'Andriamanitra ao amin'ny Testamenta Taloha."
},
{
"title": "ny olona sasany",
"body": "Eto i Lioka dia mampiseho ny fifanoherana misy eo amin'ireo izay mino fa i Jesosy ihany no mpamonjy ary ireo hafa izay mino fa ny famorana dia ilaina amin'ny famonjena."
},
{
"title": "handinika izany zava-misy izany",
"body": "Nanapa-kevitra ny mpitarika ny fiangonana hiresaka raha tsy mila na tsia forana ireo Jentilisa ary mankatò ny Lalàn'i Mosesy mba hamonjen'Andriamanitra azy ireo amin'ny fahotany."
}
]

58
15/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,58 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanomboka niresaka tamin'ireo Apôstôly sy loholona izay nivory i Petera mba hiresaka momba ny tsy maintsy handraisan'ireo Jentilisa ny famorana ary hitandrina ny lalàna."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny voalohany \"izy ireo\" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona (15: 5) ary ny teny \"izy ireo\" sy \"ny azy ireo\" hafa dia manondro ireo Jentilisa mpino"
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"anao\" dia manondro ireo Apostoly sy ireo loholona."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"antsika\" dia manondro an'i Petera, ireo Apôstôly sy ireo loholona, ary ny mpino rehetra amin'ny ankapobeny."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"Izy\" eto dia manambara an'Andriamanitra."
},
{
"title": "rahalahy",
"body": "Petera dia niresaka tamin'ireo mpino rehetra izay nanatrika teo."
},
{
"title": "alalan'ny vavako",
"body": "Eto ny teny \"vavako\" dia manondro an'i Petera. DH: \"avy amiko\" na \"tamiko\""
},
{
"title": "handre ny tenin'ny filazantsara ireo Jentilisa",
"body": "\"ireo Jentilisa dia naniry ny handre\""
},
{
"title": "ny tenin'ny filazantsara",
"body": "Eto ny \"teny\" dia ny hafatra. DH: \"ny hafatra momban'i Jesosy\""
},
{
"title": " izay mahafantatra ny fo",
"body": "Eto ny \"fo\" ity dia manondro ny \"saina\" na \"toetra anaty\". DH: \"iza no mahalala ny sain'ny olona\" na \"iza no mahalala izay heverin'ny olona\""
},
{
"title": "vavolombelona amin'izy ireo",
"body": "\"vavolombelona amin'ireo Jentilisa\""
},
{
"title": "nanome ny Fanahy Masina azy ireo",
"body": "\"hatonga ny Fanahy Masina hidina amin'izy ireo\""
},
{
"title": " tsy nanao fanavakavahana",
"body": "Nitovy ny fitondran'Andriamanitra ireo mpino jiosy sy ireo mpino Jentilisa."
},
{
"title": "nanadio ny fon'izy ireo tamin'ny finoana",
"body": "Ny famelan'Andriamanitra ny helok'ireo mpino Jentilisadia toy ny hoe manadio ara-bakiteny ny fon'izy ireo. Eto \"ny fo\" no manondro ny maha-olona azy. DH: \"mamela ny fahotany satria nino an'i Jesosy\""
}
]

26
15/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Mifarana ny resak'i Petera tamin'ireo Apostoly sy ireo loholona."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Petera dia mampiditra ny mpihaino azy amin'ny fampiasany \"antsika\" sy \"isika\"."
},
{
"title": "Ary",
"body": "Tsy midika izany hoe \"amin'izao fotoana izao\", fa ampiasaina mba hisarihana ny saina ho amin'ilay teboka manan-danja manaraka aoriana."
},
{
"title": "nahoana ianareo no mitsapa an'Andriamanitra, hoe tokony hametrahanareo zioga eo amin'ny vozon'ireo mpianatra nefa na ny razantsika na isika aza tsy mahavita milanja?",
"body": "Nampiasa fanontaniana i Petera mba hilazana amin'ireo mpino jiosy fa tsy tokony hangataka ireo tsy mpino izy ireo hanao ny famorana vao ho voavonjy. DH: \"Aza maka mitsapa an'Andriamanitra amin'ny fametrahana enta-mavesatra amin'ireo tsy mpino Jiosy izay tsy zakantsika jiosy ho lanjaina.\""
},
{
"title": "razantsika",
"body": "Io dia manondro ireo razambe Jiosy."
},
{
"title": "Nefa mino isika fa ho voavonjy amin'ny alalan'ny fahasoavan'i Tompo Jesosy, toa azy ireo ihany koa.",
"body": " DH: \"Saingy mino isika fa ny Tompo Jesosy dia hamonjy antsika amin'ny fahasoavany, toy ny namonjeny an'ireo mpino tsy Jiosy\""
}
]

10
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny hoe \"amin'izy ireo\" dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy."
},
{
"title": "niasan'Andriamanitra ",
"body": "\"vitan'Andriamanitra\" na \"naterak'Andriamanitra\""
}
]

22
15/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanomboka niresaka tamin'ireo Apostoly sy loholona i Jakoba."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy ireo\" dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy."
},
{
"title": "Ry rahalahy",
"body": "\"namana mpino\""
},
{
"title": "mba haka amin'izy ireo olona",
"body": "\"mba hahafahany misafidy vahoaka iray amin'izy ireo\""
},
{
"title": "ho an'ny anarany.",
"body": "\"ho an'ny anaran'Andriamanitra.\" Eto ny teny hoe \"anarana\" dia manondro an'Andriamanitra. DH: \"ho an'ny tenany\""
}
]

46
15/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,46 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Jakoba dia nindrana ny tenin'ny mpaminany Amosy tao amin'ny Testamenta Taloha."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny \"Izaho\"dia manondro an'Andriamanitra izay miresaka amin'ny alalan'ny tenin'ireo Mpaminaniny. "
},
{
"title": "Ireo tenin'ireo mpaminany dia momba izany",
"body": "Eto ny \"teny\" dia midika ho hafatra. DH: \"hekeo izay voalazan'ireo mpaminany\" na \"neken'ireo mpaminany\""
},
{
"title": "momba izany",
"body": "\"manamafy izany fahamarinana izany\""
},
{
"title": "araka ny voasoratra",
"body": "DH: \"araka ny voasoratr'izy ireo\" na \"araka ny nosoratan'i Amosy mpaminany tany aloha\""
},
{
"title": "hanangana indray ny trano lain'i Davida aho, izay efa nianjera",
"body": "Izany dia miresaka momba ny nofidin'Andriamanitra ny taranak'i Davida hanapaka ny vahoakany, toy ny hoe nanangana tranolay indray izy taorian'ny nianjerany."
},
{
"title": "lay",
"body": "eto ny \"lay\" dia midika ny fianakavian' i Davida. "
},
{
"title": "mba hitady ny Tompo ireo olona sisa tavela",
"body": "Izany dia miresaka momba ny olona te hankatò an'Andriamanitra sy hianatra bebe kokoa momba azy, toy ny hoe mitady azy ara-bakiteny."
},
{
"title": "mba hitady ny Tompo",
"body": "Niresaka momban'ny tenany i Andriamanitra."
},
{
"title": "ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay antsoina amin'ny anarako",
"body": "DH: \"ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay Ahy\""
},
{
"title": "ny anarako",
"body": "Eto \"ny anarako\" dia manambara an'Andriamanitra."
}
]

38
15/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Namarana ny laha-teniny tamin'ireo Apostoly sy lohona i Jakoba."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto i Jakoba, ireo Apostoly ary ireo lohona dia voaray ao anatin'ny teny \"isika\""
},
{
"title": " tsy tokony hanakorontana ireo avy amin'ny Jentilisa",
"body": "Azonao atao ny manazava mazava hoe ahoana no tsy tian'i Jakôba hanakorontana ireo Jentilisa. DH: \"isika dia tsy tokony hangataka ireo Jentilisa ho foraina sy hankatò ny lalàn'i Mosesy\""
},
{
"title": "nitodika tamin'Andriamanitra",
"body": "Ny olona iray manomboka mankatò an'Andriamanitra dia voalaza fa toy ny hoe mitodika amin'Andriamanitra ny olona"
},
{
"title": " tsy maintsy miala amin'ny fahalotoan'ireo sampy izy ireo, amin'ny fahavetavetana, ary amin'ny henan'ireo biby voakenda, sy amin'ny rà izy ireo",
"body": "Ny fahavetavetana, famonoana biby, ary ny fisotroana rà dia matetika no anisan'ny fombam-pivavahana hanompoana sampy sy ireo andriamanitra diso."
},
{
"title": "fahalotoan'ireo sampy",
"body": "Izany dia mety midika hoe mihinana henam-biby izay nataon'ny olona sorona ho an'ny sampy na izay zavatra tokony hatao amin'ny fanompoan-tsampy."
},
{
"title": "voakenda, sy amin'ny rà ",
"body": "Andriamanitra dia tsy namela ireo Jiosy hihinana hena izay mbola nisy ny rà tao anatiny. Mbola voarara koa ny fisotroan-drà, na dia teo aza ny asa soratr'i Mosesy ao amin'ny Genesisy. Noho izany dia tsy afaka nihinana biby izay novonoin'ny olona izy ireo satria tsy afaka tanteraka ny rà tamin'ny vatan'ilay biby. "
},
{
"title": "Mosesy dia efa voambara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro fahiny ary izy dia vakiana ao amin'ireo synagoga isaky ny Sabata.\"",
"body": "Jakoba dia milaza fa ireo Jentilisa dia mahalala ny maha-zava-dehibe ireo fitsipika ireo satria ireo Jiosy dia mitory azy ireo any amin'ny tanàna rehetra izay misy ny synagoga. Izany koa dia midika fa ireo Jentilisa dia afaka manatona ireo mpampianatra avy ao amin'ny synagoga mba hianatra bebe kokoa momba ireo fitsipika ireo."
},
{
"title": "vakiana",
"body": "Eto ny \"Mosesy\" dia miresaka momba ilay lalàna. DH: \"mamaky ny lalàn'i Mosesy\""
}
]

22
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto i Joda sy Silasy no ilazana azy ireo. Ny teny hoe \"izy ireo\" dia manondro ireo apostoly, loholona ary mpino hafa ao amin'ny fiangonana tao Jerosalema."
},
{
"title": "'ny fiangonana manontolo,",
"body": "Eto ny \"fiangonana\"dia manondro ireo olona izay mpikambana amin'ny fiangonana ao Jerosalema. DH: \"ny fiangonana ao Jerosalema\" na \"ireo fiaraha-monina mpino manontolo tao Jerosalema\""
},
{
"title": "Joda izay antsoina hoe Barsabasy,",
"body": "Izany no anaran'ny lehilahy. \"Barsabbas\" kosa dia fanampin'anarana izay fiantsoan'ny olona azy."
},
{
"title": "'ireo apostoly sy ireo loholona, niaraka tamin'ny fiangonana manontolo, ny hifidy an'i Joda izay antsoina hoe Barsabasy, sy i Silasy, ry Kilikia: Arahaba!",
"body": "Ity no fampidirana ilay taratasy. Ny fiteninao dia mety hanana fomba fampidiran'ny mpanoratra ny taratasy ary ho an'izay nanoratany azy. DH: \"Ity taratasy ity dia avy amin'ireo Apôstôly, ireo loholona, ary ny mpiray finoana ao Jerosalema.\" Manoratra ho an'ny mpino jentilisa ao Antiokia sy Syria ary Kilikia isika. Arahaba!"
},
{
"title": "Kilikia",
"body": "Izany no anaran'ny faritany iray any amin'ny morontsirak'i Azia Minora any avaratry ny nosy Sipra."
}
]

30
15/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"Isika,\" \"isika\" ary \"atsika\" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiangonana tao Jerosalema."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"antsika\" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiagonana tao Jerosalema, ao anatin'izany koa ireo mpino Jentilisa izay nanorotan'izy ireo. "
},
{
"title": "ireo olona sasany dia niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika",
"body": "\"Lehilahy izay tsy nobaikontsika\""
},
{
"title": "nanelingelina anareo tamin'ireo fampianarana izay nampikorontana ny fanahinareo",
"body": "Eto ny : fanahy\" dia manondro ireo olona. DH: \"nampianariko ireo zavatra izay nanenligenlina ahy\""
},
{
"title": "izahay rehetra dia efa nanaiky ny hifidy ",
"body": "\"niara-nanaiky isika\""
},
{
"title": " hifidy ireo lehilahy ",
"body": "ireo lehilahy izay nalefany dia Joda, Barnabasy ary Silasy."
},
{
"title": "ho an'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika",
"body": "Eto ny \"anarana\" dia manondro ny olona iray manontolo. DH: \"satria mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika izy ireo\" na \"noho izy manompo an'i Jesosy Kristy Tompontsika\""
}
]

34
15/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Izany dia miresaka ilay soratra avy any amin'ny fiangonan'i Jerosalema ho any amin'ireo Mpino Jentilisa tao Antiokia."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izahay\" sy \"isika\" dia manondro ireo mpitarika sy mpino tao amin'ny fiangonana tany Jerosalema."
},
{
"title": " izay hilaza aminareo io zavatra io",
"body": "\"izay milaza ny tenany manokana ny zavatra izay nosoratantsika\""
},
{
"title": " ny tsy hampitondra anareo entana lehibe noho ireo zavatra tena ilaina",
"body": "Izany dia miresaka momba ny lalàna izay tokony hankatoavin'ny olona toy ny hoe zavatra entin'izy ireo eo amin'ny sorony."
},
{
"title": "ireo zavatra nataonareo ho fanatitra amin'ireo sampy",
"body": "Midika izany fa tsy mahazo mihinana henam-biby izay nisy nanao sorona ho an'ny sampy."
},
{
"title": " rà",
"body": "Izany dia manambara ny fisotroana rà na fihinanana hena izay tsy nalatsa-drà."
},
{
"title": "zavatra nokendaina",
"body": "ny atao hoe biby nokendaina dia biby novonoina ho faty fa tsy nalatsa-drà"
},
{
"title": "Veloma",
"body": "Izany dia manambara ny faran'ilay taratasy. "
}
]

30
15/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nandao an'i Antokia i Paoly, Barnabasy, Joda, ary i Silasy."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "eto ny teny \"izy ireo\" roa voalohany dia manindro an'i Paoly, Barnabasy, Joda, ary Silasy. Ny teny hoe \"izy ireo\" manaraka sy ny teny hoe \"azy ireo\" dia manondro ny mpino jentilisa tany Antiokia."
},
{
"title": "rehefa voaroaka izy ireo",
"body": "DH: \"rehefa naniraka azy ireo ireo Apostoly ary ireo loholona\" na \"rehefa noroasin'ireo mpino tao Jerosalema izy ireo\""
},
{
"title": "nidina tany Antiokia",
"body": "Ny fehezanteny hoe \"nidina\" dia ampiasaina eto satria Antiokiaa dia ambany kokoa noho Jerosalema."
},
{
"title": "mpaminany ihany koa",
"body": "Ny mpaminany dia nahazo alalana avy amin'Andriamanitra hiteny ho Azy. DH: \"satria mpaminany izy ireo\" na \"izay mpaminany\""
},
{
"title": "ireo rahalahy ",
"body": "\"ireo namana mpino\""
},
{
"title": "nampatanjaka azy ireo",
"body": "Ny fanampiana ireo olona mba hiantehitra bebe kokoa amin'i Jesosy dia lazaina fa toy ny hoe mapatanjaka kokoa azy ireo."
}
]

26
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Niverina tao Jerosalema Joda sy Silasy raha nijanina tao Antiokia Paoly."
},
{
"title": "Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo",
"body": "Izany dia miresaka momban'ny fotoana ho toy ny entam-barotra izay afaka lanina. DH: \"Rehefa nijanona fotoana vitsy tao izy ireo\""
},
{
"title": "nalefa am-piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo",
"body": "Nalefan'ireo mpirahalahy am-piadanana izy ireo"
},
{
"title": "am-piadanana avy amin'ireo rahalahy",
"body": "\"amin'ny maha mpinamana avy any Antiokia azy ireo\""
},
{
"title": "amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo",
"body": "\"ho an'ireo mpino tao Jerosalema izay naniraka an'i Joda sy Silasy\""
},
{
"title": "ny tenin'ny Tompo",
"body": "Eto ny \"teny\" dia manambara hoe hafatra. DH: \"ilay hafatra momban'ny Tompo\""
}
]

22
15/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "I Paoly sy i Barnabasy dia nandeha lalana samy hafa."
},
{
"title": "hamangy ireo rahalahy",
"body": "\"hanome fanampiana ireo rahalahy\""
},
{
"title": "ny tenin'ny Tompo",
"body": "Eto ny \"teny\" dia manambara hoe hafatra. DH: \"ilay hafatra momban'ny Tompo\""
},
{
"title": "hahita hoe manao ahoana izy ireo",
"body": "\"hahafantatra vaovao momban'azy ireo.\" Te hafantatra momba ny toe-javatra misy aminn'ireo rahalahy sy ny fomba fitazoman'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra."
},
{
"title": " Panfilia",
"body": "Farintany ao amin'i Asia Minora. "
}
]

22
15/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy ireo\" dia manondro an'i Barnabasy sy Paoly. "
},
{
"title": "Avy eo dia nisy fifandirana mafy",
"body": "DH: \"Nifanohitra tanteraka izy ireo\""
},
{
"title": "taorian'ny nanomezan'ireo rahalahy azy andraikitra ho an'ny fahasoavan'ny Tompo",
"body": "Ny manankina amin'ny olona dia midika hoe mametraka andraikitry amin'ny olona iray na zavatra ho an'ny olona iray hafa. DH: \"taorian'ny naneken'ny mpino tao Antiokia an'i Paoly ho an'ny fahasoavan'ny Tompo\" na \"taorin'ny fivavahan'ireo mpino tany Antiokia an'ny Tompo mba hikarakara an'i Paoly sy haneho hatsaram-panahy aminy\""
},
{
"title": "nandeha namakivaky an'i Syria sy i Kilikia",
"body": "Ireo dia faritany na faritra any Azia Minora, akaikin'ny nosy Sipra."
},
{
"title": "nampatanjaka ireo fiangonana",
"body": "Ny famporisihana ny mpino ao am-piangonana dia ny filazana fa i Paoly sy Silasy dia nampahery ara-batana ireo mpino. Ny teny hoe \"fiangonana\" dia manondro ireo vondrona mpino ao Syria sy Silisia. DH: \"mamporisika ireo mpino ao amin'ireo fiangonana\" na \"manampy ny fiaraha-monin'ny mpino hiankina bebe kokoa amin'i Jesosy\"\n"
}
]