Upload files to '14'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:38:32 +00:00
parent 760622d349
commit 8a17929595
11 changed files with 306 additions and 0 deletions

26
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Mitohy ny tantaran'i Paoly sy i Barnabasy tao Ikonioma."
},
{
"title": "Ary tamin'izany tao Ikonioma",
"body": "Ireo azo handikana azy 1) \"izany dia nitranga tao Ikonioma\" na 2) \"Tahaka ny mahazatra tao Ikonioma\""
},
{
"title": "niresaka tam-pahavitrihana",
"body": "\"niresaka tamim-pahavitrihana.\" Mety hanampy raha lazaina fa niresaka momban'i Jesosy izy ireo. DH: \"niresaka ny hafatra momba an'i Jesosy tamim-pahavitrihana\""
},
{
"title": " jiosy izay tsy nankato ",
"body": "Io dia manondro ny ampahany tamin'ireo Jiosy izay tsy nino ilay hafatra momban'i Jesosy."
},
{
"title": " fisainana",
"body": "Ny teny \"fisainana\" eto dia manondro ireo olona. DH: \"ireo Jentilisa\""
},
{
"title": " ireo rahalahy",
"body": "Eto ny \"ireo rahalahy\" dia manondro an'i Paoly sy i Barnabasy ary ireo Mpino vaovao. "
}
]

38
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"Izy\" dia manondro ny Tompo"
},
{
"title": "Ka nitoetra ela teo izy ireo",
"body": "\"nitoetra ela teo izy ireo.\" I Paoly sy i Barnabasy dia nitoetra tao Ikonioma mba hanampy ireo olona maro izay nino tao amin'ny 14: 1. "
},
{
"title": "nanomezany porofo mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany",
"body": "\"Nampisehoana fa ny hafatra momban'ny fahasoavany dia marina\""
},
{
"title": "mahakasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany",
"body": "\"mahakasika ny hafatrin'ny fahasoavan'ny Tompo\""
},
{
"title": "tamin'ny alalan'ny famantarana sy fahagagana izay natao tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy",
"body": "DH: \"Amin'ny fahafahan'i Paoly sy i Barnabasy manao ireo famantarana sy zava-mahagaga\""
},
{
"title": " tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly sy Barnabasy",
"body": "Eto ny \"tanana\" dia manondro ny sitrapo sy ny ezaka ataon'ireo lehilahy roa ireo teo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina. DH: \"avy amin'ny asa fanompoan'i Paoly sy i Barnabasy\""
},
{
"title": "ankamaroan'ny tanàna dia nizarazara:",
"body": "Eto ny \"tanàna\" ity dia manondro ny olona ao an-tanàna. DH: \"nizara ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna\" na \"tsy nifankahazo ny ankamaroan'ny mponina tao an-tanàna\""
},
{
"title": "sasany niandany niaraka tamin'ireo jiosy",
"body": "\"nanohana ireo Jiosy \"na\" nifanaiky tamin'ireo Jiosy\". Ny vondrona voalohany voalaza dia tsy nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana."
},
{
"title": "ny sasany niaraka tamin'ireo apostoly",
"body": "Ny vondrona faharoa dia nanaiky ny hafatra momba ny fahasoavana. DH: \"niaraka tamin'ireo apostoly"
}
]

30
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"izy ireo\" eto dia manondro an'i Paoly sy Barnabasy."
},
{
"title": "nanandrana nandresy lahatra ny mpitarika azy ireo",
"body": "\"niezaka nandresy lahatra ireo mpitarika tao Ikonioma.\" Eto ny \"nanandrana\" dia manambara fa tsy afaka nandresy lahatra tanteraka azy ireo izy ireo talohan'ny nandaozan'ireo apostoly ny tanàna."
},
{
"title": "mba hamono sy hitora-bato an'i Paoly sy Barnabasy",
"body": "\"mba hikapoka an'i Paoly sy i Barnabasy ary hamono azy ireo amin'ny fitoraham-bato\""
},
{
"title": "Lykaonia",
"body": "Distrika iray any Azia Minora"
},
{
"title": "Lystra",
"body": "Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma ary avaratr'i Derbe."
},
{
"title": "Derbe",
"body": "Tanàna iray ao Azia Minora, atsimon'Ikonioma sy Lystra"
},
{
"title": "tany izy ireo no nitory ny filazantsara",
"body": "I Paoly sy i Barnabasy ihany koa dia nitory ny filazantsara tany\""
}
]

30
14/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Tao Lystra i Paoly sy Barnabasy teto."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Fampahafantarana ankapobeny: Ny teny voalohany hoe \"izy\" dia manondro ilay lehilahy nalemy; Ny teny faharoa hoe \"izy\" dia manondro an'i Paoly. Ny teny hoe \"azy\" dia manondro ilay lehilahy malemy."
},
{
"title": "lehilahy iray nipetraka ",
"body": "Izany dia mampiditra olona vaovao ao anatin'ny tantara."
},
{
"title": "malemy ny tongony",
"body": "\"tsy afaka nanetsika ny tongony\""
},
{
"title": "Nibanjina tsara ny masony i Paoly",
"body": "\"Nijery tsara azy i Paoly\""
},
{
"title": "manana finoana ny ho sitrana ",
"body": "\"nino fa Andriamanitra dia afaka hanasitrana azy\" na \"nino fa i Jesosy dia afaka hanasitrana azy\""
},
{
"title": "nitsambikimbikina",
"body": "Izany dia manambara fa sitran tanteraka ireo tongony."
}
]

42
14/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,42 @@
[
{
"title": "izay nataon'i Paoly",
"body": "Izany dia manondro ilay fanasitranana nataon'i Paoly tamin'ilay lehilahy nalemy."
},
{
"title": "'Nidina avy any an-danitra ho amintsika ireo andriamanitra",
"body": "Olona maro no nino fa i Paoly sy i Barnabasy no andriamanitry ny fanompoan-tsampin' izy ireo izay nidina avy any an-danitra. DH: \"Nidina avy any an-danitra ho antsika ireo andriamanitra\""
},
{
"title": "tamin'ny fitenin'ny Lykonia",
"body": "\"tamin'ny fiteny Lykaonianina\". Ny olona tao Lystra dia niteny Lykaonianina ary ihany koa Grika."
},
{
"title": "amin'ny endrik'olona ",
"body": "Nino ireo olona ireo fa ireo Andriamanitra dia tokony haka ny endrik'izy ireo mba hitovian'izy ireo toy ny olona."
},
{
"title": "Niantso an' i Barabasy izy ireo hoe ''Jopitera'",
"body": "I Jopitera no mpanjaka tamin'ireo andriamanitry ny mpanompo sampy hafa rehetra."
},
{
"title": "Paoly ''Merkory'', satria izy no mpandaha-teny",
"body": "I Merkory no andriamanitry ny mpanompo sampy nitondra hafatra ho an'ny olona avy any amin'ny Jopitera sy ireo andriamanitra hafa."
},
{
"title": "Ny mpisoron'i Jopitera , izay ny tempoly dia teo ivelan'ny tanàna, dia nitondra",
"body": "DH: \"Nisy tempoly iray teo ivelan'ny tanàna izay nivavahan'ny olona an'Jopitera. Rehefa nahare ny zavatra nataon'i Paoly sy i Barnabasy tao amin'ny tempoly ilay mpisorona dia nitondra\""
},
{
"title": "omby sy fehiloha vy",
"body": "Ireo omby dia hatao sorona. ireo fefiloha kosa dia ho atao satroka eo an-dohan'i Paoly sy i Barnabasy, na hapetraka amin'ireo omby ho atao sorona."
},
{
"title": " teo am-bavahady",
"body": "Ny vavahadin'ireo tanàna matetika natao dia ho toerana fivoriana ho an'ny mponina ao an-tanàna."
},
{
"title": "nikasa hanome sorona",
"body": "\"Te hanolotra fanatitra ho an'i Paoly sy i Barnabasy amin'ny maha andriamanitra Jaopetera sy Merkory azy ireo\""
}
]

30
14/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "nandrovitra ny fitafiany izy ireo",
"body": "Izany dia fihetsika hanehoana ny hatezeran'izy ireo fa ireo vahoaka dia naniry ny hanao sorona azy ireo."
},
{
"title": "Ry lehilahy, nahoana ianareo no manao izao zavatra izao?",
"body": "Niteny mafy ireo olona izay niezaka nanao sorona azy ireo i Barnabasy sy i Paoly. DH: \"Ry lehilahy, ianareo dia tsy tokony hivavaka aminay!\""
},
{
"title": " Izahay ihany koa dia olombelona mitovy fahatsapana aminareo ihany",
"body": "Tamin'io fanambarana io i Barnabasy sy i Paoly dia milaza fa izy ireo dia tsy Andriamanitra. DH: \"Izahay dia olombelona tahaka anareo fotsiny ihany. Izahay dia tsy Andriamanitra!\""
},
{
"title": "mitovy fahatsapana aminareo ihany",
"body": "\"tahaka anareo amin'ny lafiny rehetra\""
},
{
"title": "hitodihanareo hiala amin'izao zava-poana izao ho any amin'Andriamanitra velona",
"body": "\"atsaharo ny fivvavahanareo amin'ireo andriamanitra sandoka izay tsy afaka ny hanampy anareo fa mivavaha kosa amin'ny Andriamanitra velona\""
},
{
"title": "amin'Andriamanitra velona",
"body": "\"Andriamanitra izay tena misy marina\" "
},
{
"title": "nandeha",
"body": "\"miaina araka ny\""
}
]

26
14/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nanohy niresaka tamin'ireo vahoaka tany ivelan'ny tanànan'i Lystra i Paoly sy i Barnabasy."
},
{
"title": " Izy dia tsy namela ny tenany tsy hisy vavolombelona",
"body": "\"Andriamanitra efa namela vavolombelona tokoa\" na hoe \"nijoro ho vavolombelona tokoa Andriamanitra\""
},
{
"title": "tao amin'izany",
"body": "\"araka ny asehon'ny zava-misy izay\""
},
{
"title": " hameno ny fonareo amin'ny sakafo sy firavoravoana",
"body": "Eto ny \"fonareo\" dia ireo olona. DH: \"nanome sakafo ampy hoanina sy ireo zavatra maharavoravo\""
},
{
"title": " Paoly sy Barnabasy dia tsy nitsahatra nihazona ny vahoaka maro be tsy hanao sorona ho azy ireo",
"body": "I Paoly sy Barnabasy dia nanakana ny maro tsy hanao sorona ho azy ireo, saingy sarotra ny nanao izany."
},
{
"title": "tsy nitsahatra nihazona",
"body": "\"sarotra ny nanakana\""
}
]

22
14/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"izy\"dia manondro an'i Paoly"
},
{
"title": " nandresy lahatra ny vahoaka",
"body": "Tsara raha faritana mazava izay noresen'izy ireo lahatra ho ataon'ny vahoaka. DH: \"nandresy lahatra ny olona tsy hino an'i Paoly sy i Barnabasy, ary hamadika azy ireo\""
},
{
"title": "ny vahoaka",
"body": "Io dia mety tsy ilay vondrona \"vahoaka\" izay tao amin'ny andininy teo aloha intsony. Fotoana vitsy no lasa, ary mety ho andiany hafa izany."
},
{
"title": "ireo mpianatra",
"body": "Izy ireo dia mpino vaovao tao amin'ny tanànan'i Lystra. "
},
{
"title": "niditra ny tanàna",
"body": "\"Niverina niditra tao Lystra niaraka tamin'ireo mpino i Paoly\""
}
]

22
14/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy\" sy \"izy ireo\" dia miresaka an'i Paoly."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izahay\" dia ahitana an'i Paoly, i Barnabasy, ary ireo mpino."
},
{
"title": "izany tanàna izany",
"body": "\"Derbe\""
},
{
"title": "Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo mpianatra",
"body": "Eto ny \"fanahy\" dia manondro ireo mpianatra. Izany dia manamafy ny eritreritr'izy ireo sy ny finoany. DH: \"Nampirisika an'ireo mpino i Paoly sy Barnabasy mba hino foana ny hafatra momba an'i Jesosy\" na \"i Paoly sy i Barnabasy dia namporisika ireo mpino mba hanohy hihamatanjaka amin'ny fifandraisany amin'i Jesosy.\""
},
{
"title": "namporisika azy ireo mba hitohy ao amin'ny finoana",
"body": "\"namporisika ireo mpino hanohy hatoky an'i Jesosy\""
}
]

26
14/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ankoatra ny fampiasana fahatelo ny teny hoe \"izy ireo\" izay manondro ny olona izay nentin'i Paoly sy i Barnabasy ho an'ny Tompo, dia ny teny hoe \"izy ireo\" eto dia miresaka an'i Paoly sy i Barnabasy."
},
{
"title": "Rehefa nanendry loholona ho azy ireo teo amin'ny isam-piangonana izy ireo",
"body": "Rehefa nanendry mpitarika isak'ireo vondrona mpino vaovao i Paoly sy Barnabasy\""
},
{
"title": "natolotr'izy ireo",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) \"'i Paoly sy i Barnabasy dia nanankina tamin' ireo loholona izay notendren'izy ireo\", na 2) \"Nankinin'i Paoly sy Barnabasy ireo mpitarika sy ireo mpino hafa\" "
},
{
"title": "izay ninoan'izy ireo",
"body": "ny teny \"izy ireo\" dia miankina amin'ny safidy nandikanao azy tao amin'ny fanamarihana teo aloha (na loholona na mpitarika na mpino hafa)."
},
{
"title": " nandeha nidina tany Atalia",
"body": "Ny fehezanteny hoe \"nidina\" dia ampiasaina eto satria Atalia dia ambany noho ny Perga."
},
{
"title": " izay nahazoan'izy ireo ny fahasoavan' Andriamanitra ",
"body": "DH: \"izay nandraisan'ny mpino sy ny mpitarika tao Antiokia an'i Paoly sy i Barnabasy ho amin'ny fahasoavan 'Andriamanitra\" na \"toerana izay nivavahan'ny Antioka mba hiahina sy hiarovan'Andriamanitra an'i Paoly sy i Barnabasy\""
}
]

14
14/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"izy ireo\", \"Izy ireo\", ary \"azy ireo\" dia miresaka an'i Paoly sy i Barnabasy. Ny teny hoe \"Izy\" dia manondro an'Andriamanitra."
},
{
"title": " nanangona ny fiangonana hivondrona",
"body": "Niantso ireo mpino teo an-toerana mba hiaona miaraka\""
},
{
"title": "namoahany varavaran'ny finoana ho an'ireo Jentilisa",
"body": "Ny famelan'Andriamanitra ireo Jentilisa hino izay voalaza toy ny hoe efa nanokafany varavarana izay nanakana azy ireo amin'ny tsy hiditra amin'ny finoana. DH: \"Nataon'Andriamanitra nino ireo Jentilisa\""
}
]