Upload files to '08'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:34:10 +00:00
parent 3fa788b011
commit 10f334ba6d
16 changed files with 404 additions and 0 deletions

38
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Amin'ity andininy ity ny tantara dia niala avy tamin' i Stefana ary mifindra any amin'i Saoly."
},
{
"title": "Ka nanomboka ... ankoatra ireo apostoly",
"body": "Ny fizaran'ity andininy 1 ity dia mampahafantatra ny moban'ny fanejehana izay nanomboka taorian'ny nahafatesan'i Stefana. Io dia manazava ny antony nanenjehan' i Saoly ireo mpino ao amin'ny andininy faha 3. "
},
{
"title": "tamin'io andro io",
"body": "Ilay andro nahafatesan'i Stefana. (jereo: 7:59)"
},
{
"title": "ireo mpino rehetra dia niparitaka",
"body": "Io dia filazana masaka mba hanehoana fa betsaka ny isan'ireo mpino nandao an'i Jerosalema noho ny fanenjehana."
},
{
"title": "ankoatra ireo apostoly",
"body": "Io fanambarana io dia midika fa mbola nijanona tao Jerosalema irep Apostoly na dia niharan'ny fanenjehana lehibe ary izy ireo."
},
{
"title": "Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra ",
"body": "'Lehilahy izay matahotra an'Andriamanitra\""
},
{
"title": "nanao hira fisaonana azy",
"body": "\"nanao fisaonana lehibe tamin'ny fahafatesany\""
},
{
"title": "naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy",
"body": "Naka an-kery ireo mpino Jiosy tao an-tranony i Saoly ary nandefa azy ireo tany am-ponja."
},
{
"title": "ireo lehilahy sy ireo vehivavy",
"body": "Io dia manambara ireo lehilahy aman-behivavy izay nino an'i Jesosy."
}
]

18
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ity no manomboka ny tantaran'i Filipo izay nofidian'ny olona ho diakona."
},
{
"title": "izay niparitaka",
"body": "Ny antony ny niparitahana, fanenjehana dia efa voalaza tany aloha. DH: \"izay nitsaoka ny fanenjehana lehibe ary nandeha\""
},
{
"title": "nidina teny an-tanàn-dehiben'ny Samaria",
"body": "Ny teny \"nidina\" no nampiasaina teto satria i Samaria dia iva kokoa raha ampitahana amin'i Jerosalema."
},
{
"title": "nitory an'i Kristy tamin'izy ireo",
"body": "Ny fiantsoana hoe \"Kristy\" dia manambara an'i Jesosy, ilay Messia DH: \"niteny azy ireo fa i Jesosy dia ilay Messia\""
}
]

18
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "ny vahoaka maro",
"body": "\"vahoaka maro tao amin'ny tànanan'i Samaria,\" Ilay toerana misy azy dia efa voalaza tany aloha. (jereo: 8:4)"
},
{
"title": " nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo",
"body": "Ny antony nifantohan'ny olona dia noho ireo fanasitranana izay nataon'i Filipo."
},
{
"title": "Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany, nihiaka mafy",
"body": "\"ny fanahy maloto dia nihiaka mafy tahak'ireny avy any anaty lavaka reny\""
},
{
"title": "nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn-dehibe",
"body": "Ny teny \"tanàn-dehibe\"dia manambara ireo olona izay faly. DH: \"ary ireo olona teo an-tànana dia nifaly\""
}
]

30
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "I Simona dia nampidirina tao amin'ny tantaran'i Filipo. Ny andininy faha 9 hatramin'ny 11 dia mampafantatra momban'i Simona sy iza izy teo anivon'ireo Samaritana."
},
{
"title": "Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona",
"body": "Izany no fomba fampidirana olona vaovao ao anatin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety hampiasa voanbolana hafa ampidirana olona vaovao ao anaty tantara."
},
{
"title": "tanàn-dehibe",
"body": "\"ilay tanàna tao Samaria\""
},
{
"title": "Ireo Samaritana",
"body": "Io dia fanitarana. DH: \"maro tamin'ireo samaritana tao an-tanàna\""
},
{
"title": "manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra",
"body": "DH: \"tsy ankanavaka\""
},
{
"title": "Io lehilahy io dia ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe",
"body": "Ireo olona dia milaza fa i Simona dia fahefan' Andriamanitra fantatra amin'ny hoe \"ilay fahefana lehibe.\""
},
{
"title": "ilay fahefan' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe",
"body": "Ireo mety ho handikana azy 1) ilay lehilahy tena mahery; 2) Andriamanitra"
}
]

22
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ireto andininy ireto dia manome fanazavana bebe kokoa momban'i Simona sy ireo Samaritana sasany tonga mba hino an'i Jesosy."
},
{
"title": "natao batisa izy ireo",
"body": "DH: \"nataon'i Filipo Batisa izy ireo\" na \"nanao Batisa ireo mpino vaovao i Filipo\""
},
{
"title": "Na i Simona aza dia nino",
"body": "DH: \"I Simona ihany koa dia anisan'ny ray amin'ireo izay nino\""
},
{
"title": "nanaovana batisa azy",
"body": "DH: \"nanao Batisa an'i Simona i Filipo\""
},
{
"title": "Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy, dia gaga",
"body": "\"gaga i Simona rehefa nahita an'i Filipo nanao ireo famantarana sy fahagagana lehibe\""
}
]

46
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,46 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "I Lioka dia nanohy nitantara ireo vaovaon'izay zava-mitranga tao Samaria."
},
{
"title": "Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema",
"body": "Ity dia manamarika ny fanombohan'ny fizarana vaovao amin'ny nahalasa mpino ireo Samaritana."
},
{
"title": "Samaria",
"body": "Io dia manambara ireo olona be dia be izay lasa mpino nanerana ny distrikan'i Samaria."
},
{
"title": "handraisan'izy ireo",
"body": "\"nanaiken'izy ireo\" na \"ninoan'izy ireo\""
},
{
"title": "Rehefa nidina izy ireo",
"body": "\"rehefa nidina i Petera sy Jaona\""
},
{
"title": "nidina",
"body": "Nampiasana io teny io teto satria i Samaria dia iva raha ampitahaina amin'i Jerosalema."
},
{
"title": "nivavaka ho azy ireo izy ireo",
"body": "\"nivavaka hoan'ireo mpino Samaritana i Jaona sy Petera\" "
},
{
"title": "mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina",
"body": "\"mba mety handraisan'ireo Samaritana ny Fanahy Masina\""
},
{
"title": " vita batisa tamin'ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany",
"body": "DH: \"ireo mpino samaritana ihany no nataon'i Filipo Batisa\""
},
{
"title": "Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo",
"body": "Ny teny \"izy ireo\" eto dia manambara ireo olona Samaritana izay nino ny hafatrin'ny filazantsaran'ny Stefana."
},
{
"title": " nametraka ny tanany teo amin'izy ireo",
"body": "Izany fihetsika izany dia mampiseho fa i Petera sy Jaona dia naniry an'Andriamanitra mba hanome ny Fanahy Masina hoan'ireo mpino."
}
]

10
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "ny Fanahy Masina dia natolotra teo an-tanan'ireo apostoly tamin'ny alalan'ny fametrahan-tanana",
"body": "DH: \"ireo Apostoly dia nanome ny Fanahy Masina tamin'ny fametrahana tanana tamin'ireo olona\""
},
{
"title": "izay rehetra ametrahako tanana dia mety handray ny Fanahy Masina",
"body": "\"mba afahako manome ny Fanahy Masina ho an'ny izay rehetra hametrahako tanana."
}
]

38
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny ianao, anao, azy dia maneho an'i Simona."
},
{
"title": "Ho levona miaraka aminao anie ny volafotsinao",
"body": "\"enganie ianao sy ny volanao ho potika\""
},
{
"title": "ny fanomezan'Andriamanitra",
"body": "Izany eto dia manambara ny fahafahan'Andriamanitra manome ny Fanahy Masina amin'ny fametrahana tanana amin'ny olona."
},
{
"title": "Ianao dia tsy manana anjara na fizarana amin'izany zavatra izany",
"body": "DH: \"ianao dia mety tsy andray anjara amin'io asa io\""
},
{
"title": " ny fonao dia tsy marina",
"body": "Ny teny \"fo\"eto dia manambara ny fisainany. DH: \"ny fisainanao dia tsy marina\""
},
{
"title": "ny fanirian'ny fonao",
"body": "\"ny hividianana ilay fahafahana manome Fanahy Masina amin'ireo hafa\""
},
{
"title": " faharatsianao",
"body": "\"ireo sain-dratsy\""
},
{
"title": "voapozin'ny lolom-po",
"body": "Io dia fomba fiteny izay midika hoe \"be fialonanaloatra\""
},
{
"title": "voafatotry ny fahotana ",
"body": "ny teny \"fahotana\" eto dia resahana tahaka ny zavatra izay mangeja sy mitazona azy gadra. DH: \"gadran'ny fahotana\" "
}
]

14
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"ianareo\"dia mananbara an'i Petera sy Jaona."
},
{
"title": "tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao",
"body": "DH: \"ireo zavatra ... dia mety tsy hitranga amiko"
},
{
"title": "tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao",
"body": "Io dia maneho ilay teny mafin'i Petera momban'ny fahafatesan'ny volafotsin'i Simona miaraka aminy."
}
]

22
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ity dia mamintina ny fizaran'ny tantara momban'i Simona sy ireo Samaritana"
},
{
"title": " nijoro vavolombelona ",
"body": "I Petera sy Jaona dia niteny izay fantan'ny tenan'izy ireo manokana momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana"
},
{
"title": "nanambara ny tenin'n.y Tompo",
"body": "Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona"
},
{
"title": "tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana",
"body": "Éto ny \"ireo tanàna\" dia manambara ireo olona ao anatin'izy ireo. DH:\"ho an'ireo olona manerana ireo tanàn'ny samaritana\""
},
{
"title": " vavolombelona sy nanambara ny tenin'ny Tompo ",
"body": "Nanazava ilay hafatra momban'i Jesosy tamin'ireo samaritana i Petera sy Jaona"
}
]

46
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,46 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Eto no manomboka ny fizaran'ny tantara momban'i Filipo sy ilay avy ant Etiopia"
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny andininy faha 27 dia manome fanazavana momban'ilay lehilahy avy any Etiopia."
},
{
"title": "Ary",
"body": "Io dia manammarika tetezamita ao amin'ny tantara"
},
{
"title": "Mitsangàna ary mandehana ",
"body": "Ireo teny roa ireo dia nampiasaina miaraka mba hanamafy fa izy dia tokony hivonona handeha amin'ilay dia izay aharitra fotoana lava. DH: \"Mivonona ary mandehana\""
},
{
"title": "midina avy any Jerosalema mankany Gaza",
"body": "Ny teny \"midina\" no nampiasaina teto satria i Jerosalema dia amin'ny toerana avo kokoa mihoatra amin'i Gaza."
},
{
"title": "Io lalana io dia any an'efitra",
"body": "Misy amin'ireo manam-pahazaina no mino fa i Lioka dia nanampy an'io fanehoan-kevitra mba hamaritana ilay faritra izay ho lalovan'i Filipo."
},
{
"title": "Indro",
"body": "Ny teny \"indro\" dia mampiomana antsika ny fidiran'ny olona vaovao ao anaty tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa maneho ohatran'izany."
},
{
"title": "tandapa",
"body": "Ny fanasongadinana an'ny \"tandapa\" eto dia fampisehoana ny maha manam-pahefana ambony ao amin'ny fanjakana ny Etiopiana fa tsy dia any amin'ny toe-batan'izy ireo hoe novotsirina loatra."
},
{
"title": "Kandasy",
"body": "Izany no fiantso ireo mpanjaka vavin'i Etiopia. Izany dia mitovy amin'ny an'ireo mpanjakan'i Egypta hoe Farao."
},
{
"title": "Tonga tany Jerosalema izy mba hidera",
"body": "Izany dia midika fa izy dia Jentilisa izay nino an'Andriamanitra ary tonga mba hidera tao amin'ny tempolin'ny Jiosy. DH: \"Izy dia tonga hidera an'Andriamanitra tao amin'ny tempolin'i Jerosalema\""
},
{
"title": "namaky ny tenin'i Isaia mpaminany",
"body": "Ity no boky Testamenta Talohan'i Isaia. DH: \"namaky ny bokin'ny mpaminany Isaia\""
}
]

22
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "aza miala lavitra an'io kalesy io",
"body": "Azon'i Filipo fa izy dia tokony hijanona akaikin'ilay olona mitondra ilay kalesa. DH: \"manaraka ilay lehilahy tao anaty ilay kalesa\""
},
{
"title": "namaky ny teny tao amin'Isaia mpaminany",
"body": "Ity no boky Testamenta Talohan'i Isaia. DH: \"\"namaky ny bokin'ny mpaminany Isaia\""
},
{
"title": "Azonao ve io vakianao io?",
"body": "Ireo Etiopianina dia maharani-tsaina ary afaka mamaky teny saingy tsy ampy fahaizana ara-panahy. DH: \"Azonao ve ny dikan'io zavatra izay vakinao io?\""
},
{
"title": "Ahoana no hahafantarako, raha tsy misy olona mitari-dalana ahy?",
"body": "Napetrany io fanontaniana io hitenenany am-pahibemaso fa tsy ho azony izany raha tsy misy fanampiana. DH: \"Tsy ho azoko io raha tsy misy olona hanoro ahy\""
},
{
"title": "Niangavy an'i Filipo izy mba hanatona ny kalesa ary hipetraka hiaraka aminy",
"body": "Eto izany dia manambara fa nanaiky ny hiara-dalana taminy i Filipo mba hanazava azy ny Soratra Masina. "
}
]

26
08/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ity dia andalana avy tao amin'ny bokin'Isaia."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"Izy\" dia maneho an'i Messia."
},
{
"title": "tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy",
"body": "Ny mpanety eto dia ilay olona izay manapaka volon'ondry mba ho ampiasaina."
},
{
"title": "Fa tamin'ny fanalam-baraka azy dia nesorina taminy ny rariny",
"body": "DH: \"Izy dia nalam-baraka ary tsy notsarain'izy ireo amim-pahamarinana\""
},
{
"title": "Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany?",
"body": "Nampiasaina io fanontaniana io mba hanamafisana ny tsy hananany taranaka. DH: \"tsy misy afaka hilaza momban'ny taranany satria tsy hisy\""
},
{
"title": "ny ainy nesorina teto an-tany",
"body": "Io dia miresaka momban'ny fahafatesany. DH: \"novonoin'ny olombelona Izy\" na \"ny olombelona no naka ny ainy teto an-tany\""
}
]

14
08/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,14 @@
[
{
"title": "Mitalaho aminao aho",
"body": "\"miangavy, lazao ahy\""
},
{
"title": "ny tenany ihany ve, sa olon-kafa",
"body": "DH: \"miresaka momban'ny tenany sa olon-kafa io mpaminany io\""
},
{
"title": "nitoriany ny filazantsara momba an'i Jesosy taminy",
"body": "\"mampianatra ireo vaovao tsara momban'i Jesosy tamin'ireo tandapa\""
}
]

18
08/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "nandeha teny an-dalana izy ireo",
"body": "\"nanohy ny diany teny an-dalana izy ireo\""
},
{
"title": "misy rano eto",
"body": "Eto dia tsy mazava ilay \"rano\" raha rano mikoriana na rano miangona. Isika dia tsy mahafantatra raha lalina ho azy ireo ny miditra tao. Mifidiana fomba fiteny mifanaraka amin'ny teninao."
},
{
"title": "Inona no mahasakana ahy tsy atao batisa?",
"body": "Nametraka izany fanontaniana izany ny tandapa mba nangatahana alalana tamin'i Filipo mba ho atao Batisa\""
},
{
"title": "nasain'ilay Etiopiana najanona ilay kalesa",
"body": "\"niteny ilay mpamilin'ilay kalesa mba hijanona\""
}
]

22
08/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Eto no mifarana ny fizaran'ny tantara momban'i Filipo sy ilay lehilahy avy any Etiopia. Nifarana teo amin' i Kaisara ny tantaran'i Filipo."
},
{
"title": "tsy hitan'ilay tandapa intsony izy",
"body": "\"tsy nahita an; i Filipo intsony ilay tandapa\""
},
{
"title": "i Filipo dia niseho tany Azota",
"body": "Tsy nisy fampahafantarana izay dian i Filipo hoe taiza izy no nanao Batisa ilay Etiopianina sy Azoto. Izy dia nanjavona tampoka teny an-dalana ho any Gaza ary niverina niseho tao amin'ny tanan-dehiben'i Azoto."
},
{
"title": "io faritra io",
"body": "Io dia manambara ny faritra manodidina ilay tananan'i Azoto."
},
{
"title": "eraky ny tanan-dehibe rehetra",
"body": "\"ny tanan-dehibe rehetra ao amin'iomfaritra io\""
}
]