Upload files to '07'

This commit is contained in:
chrisjarka 2018-11-07 01:33:44 +00:00
parent 529a0c3fd3
commit 3fa788b011
23 changed files with 606 additions and 0 deletions

10
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,10 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Mitohy ny fizaran'ny tantara momban'i Stefana izay nanomboka tao amin'ny 6:8. Nanomboka namaly ny mpisorona be sy ny filan-kevitra i Stefana tamin'ny firesahana momban'ireo zavatra nitranga tao amin'ny tantaran'Israely. Maro ireo zavatra ao anatin'ity tantara ity no avy tamin'izay nosoratan'i Mosesy"
},
{
"title": "Ry rahalahy sy ry ray, henoy aho",
"body": "I Stefana dia nanome fanajana lehibe an'ny filan-kevitra tamin'ny niarabainy azy ireo tahaka ny fianakaviany."
}
]

18
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 4 ny hoe \"izy\" na \"azy\" dia manambara an'i Abrahama. Ao amin'ny andininy faha 5 ny hoe \"Izy\" na \"Azy\" dia manambara an'Andriamanitra."
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny hoe \"ianareo\" dia manambara ireo filan-kevitra sy ny mpihaino."
},
{
"title": "tsy ampy hametrahana ",
"body": "Ireto mety ho dikan'io fehezanteny io 1) tany kely tsy afaka hijorona na 2) zara misy ho dinganina 3) ampahana tany kely dia kely\""
},
{
"title": "ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany",
"body": "Ho fananan'Abrahama ary hanome izany hoan'ny taranany\""
}
]

26
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao",
"body": "DH: \"Taty aoriana Andriamanitra dia niresaka tamin'i Abrahama\""
},
{
"title": "efa-jato taona",
"body": "\"400 taona\""
},
{
"title": "ho tsaraiko ny firenena",
"body": "\"firenena\" dia manambara ireo olona ao anatiny. DH: \"Hitsara ny olona ao amin'ny firenena Aho\""
},
{
"title": "nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana",
"body": "Ireo Jiosy dia ahalala fa ity fanekena ity dia mitaky ny fanaforan'i Abrahama ny lahy rehetra ao amin'ny fianakaviany. DH: \"nanao fifanekena tamin'i Abrahama mba hamora ireo lahy rehetra ao amin'ny fianakaviana\""
},
{
"title": " ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka ",
"body": "Ny fiampitan'ny tantara mankany amin'ny taranak'i Abrahama"
},
{
"title": "ary Jakoba lasa rain'i",
"body": "\"ary Jakoba dia lasa ray.\" Nohafohizin'i Stefana izany. "
}
]

18
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "ireo patriarika",
"body": "\"zanaka lahimatoan'i Jakoba\" na \"ireo zokin'i Josefa\""
},
{
"title": "nialona an'i",
"body": "DH: \"ny fialonana no nandrisika ireo patriarika hanohitra\""
},
{
"title": "dia niaraka taminy",
"body": "DH: \"dia nanampy azy\""
},
{
"title": "into Egypt",
"body": "Io dia manambara ireo olona tao Egypta. DH: \"Tamin'ireo olona rehetra tao Egypta\""
}
]

26
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Ary dia tonga ny mosary",
"body": "Nitsahatra tsy namokatra intsony ny tany"
},
{
"title": "ireo razantsika ",
"body": "Io dia manambara an'i Jakoba sy ireo zanany lahy izay razambean'ireo olona Jiosy"
},
{
"title": "vary",
"body": "Ny \"vary\" no sakafo tena fihinana tamin'izany fotoana izany."
},
{
"title": "faharoa ",
"body": "\"ny fotoana manaraka\""
},
{
"title": "nampahafantatra ny tenany",
"body": "Nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahin'i Josefa fa izy dia rahalahin'izy ireo koa."
},
{
"title": "ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao",
"body": "DH: \"Nahafantatra i Farao fa izy ireo dia fianakavian'i Josefa\""
}
]

22
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "naniraka ireo rahalahiny ",
"body": "\"naniraka ireo rahalahiny hiverina hoany Kanana\" na \"naniraka ireo rahalhiny hiverina hody\""
},
{
"title": "ary maty izy",
"body": "Ataovy izay tsy tsy ahatonga ilay izy hanambara hoe raha vao tonga tao Egypta izy dia maty. DH: \"ary maty izy ny farany\""
},
{
"title": "izy sy ireo razantsika",
"body": "\"i Jakoba sy ireo zanany lahy izay lasa razambe\""
},
{
"title": "Nolanjaina ho any Sekema izy ireo ary nalevina",
"body": "DH: \"Nolanjain'ireo taranak'i Jakoba ny vata-mangatsiaka an'i Jakoba sy ireo zanany lahy ... ary nalevin'izy ireo\""
},
{
"title": "tamin'ny volafotsy",
"body": "\"tamin'ny vola\""
}
]

34
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny \"antsika\" eto dia miresaka an'i Stefana sy ny mpihaino azy."
},
{
"title": "ilay fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nihamaro sy nitombo",
"body": "Ao amin'ny teny sasany izany dia mety manampy ny milaza fa nitombo an'isa mialohan'ny hilazana fa tonga ny fotoan'ilay fampanantenana."
},
{
"title": "nanakaiky ny fotoanan'ilay fampanantenana",
"body": "Izany dia nanakaiky hanantaterahin'Andriamanitra ny fampanantenany tamin'i Abrahama."
},
{
"title": "mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa",
"body": "\"mpanjaka hafa no nanomboka hanapaka\""
},
{
"title": "tao Egypta",
"body": "\"Egypta\" dia manambara ireo olona tao Egypta. DH: \"ny olona tao Egypte\""
},
{
"title": "izay tsy nahafantatra ny momba an'i Josefa",
"body": "eto \"Josefa\" dia manambara ny lazan'i Josefa. DH: \"iza no tsy mahafantatra fa i Josefa dia nanampy an'i Egypta\""
},
{
"title": "nampahory ireo razantsika",
"body": "\"nametsy ireo razambe antsika\" na \"nampijaly ireo razambe antsika\""
},
{
"title": "handao ny zanak'izy ireo",
"body": "hisaraka amin'ny zanak'izy mba ho faty izy ireo avy eo"
}
]

22
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka",
"body": "Io dia mampiditra an'i Mosesy ao anatin'ny tantara."
},
{
"title": "tsara teo anatrehan'Andriamanitra",
"body": "Io fehezanteny io dia fomba fiteny izay midika fa i Mosesy dia tsara."
},
{
"title": "notaizana ",
"body": "DH: \"Nikarakara azy ny ray aman-dreniny\""
},
{
"title": "Rehefa navoaka teny ivelany izy",
"body": "I Mosesy dia \"navoaka teny ivelany\" noho ny didin'i Farao. DH: \"Rehefa napetrak'ireo ray aman-dreniny tany ivelany izy\" na \"nilaozan'ireo izy\""
},
{
"title": " tahaka ny zanany lahy",
"body": "\"notaizany tahaka ny zanaka naterany\""
}
]

34
07/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "I Mosesy dia nampianarina",
"body": "DH: \"Ireo Egyptisnina no nanabe an'i Mosesy\""
},
{
"title": "rehetra nananan'ny Egyptiana",
"body": "Io dia fanitarana mba hanamafisana fa izy dia nahazo fanabeazana avo dia avo."
},
{
"title": "nahery tamin'ny teniny sy ny asany",
"body": "\"nahomby tamin'ny teny sy izay nataony\" "
},
{
"title": "tonga tao am-pony",
"body": "\"nieritreritra ary nanapa-kevitra izy.\" Izany dia fomba fiteny izay midika fa \"nanapa-kevitra izy\""
},
{
"title": " ireo rahalahiny, zanak'Israely",
"body": "Izany dia maneho ireo olony fa tsy ny fianakaviany ihany. DH: \"nijery izay ataon'ny olony, ny zanak'Israely\""
},
{
"title": "Nahita israelita iray izay nampahoriana izy, niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin'ny famonona ilay Egyptianina",
"body": "DH: \"nahita Egyptianina iray nampijaly Israelita i Mosesy dia niaro ilay Israelita ary nikapoka ilay Egyptianina izay nampahory azy\""
},
{
"title": "fikapohana ilay Egyptianina",
"body": "Nokapohan' i Mosesy mafy ilay Egyptianina ka nitarika ny fahafatesany."
},
{
"title": " tamin'ny alalan'ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo",
"body": "\"nanavotra azy ireo tamin'alalan'i Mosesy\" na \"nampiasa an'i Mosesy mba hanavotana azy ireo\""
}
]

30
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin\"ny ankapobeny",
"body": "Eto ny teny \"isika\" dia maneho ireo Israelita ary i Mosesy dia tsy ao anatiny."
},
{
"title": "ireo Israelita sasany",
"body": "Ny mpihaino dia mahafantatra tamin'ny alalan'ny tantaran'i Eksodosy fa izy ireo dia lehilahy roa fa tsy nofaritan'i Stefana mazava tsara. "
},
{
"title": "nampitony ny tsirairay avy izy",
"body": "\"nampitsahatra azy ireo tsy hiady\""
},
{
"title": "Ry lehilahy, ianareo dia mpirahalahy",
"body": "Niresaka tamin'ireo Israelita izay niady i Mosesy."
},
{
"title": "maninona ianareo no mifandratra?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Mosesy mba handrisika azy ireo hijanona tsy hiady. DH: \"Ianareo dia tsy tokony hifandratra!\""
},
{
"title": "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? ",
"body": "Nametraka io fanontaniana io ilay lehilahy mba hitenena mafy an'i Mosesy. DH: \"tsy manana fahefana eo aminay enao!\""
},
{
"title": "Tianao ve ny hamono ahy, tahaka ny namononao ilay Egyptiana omaly",
"body": "Nametraka io fanontaniana io ilay lehilahy mba hampitandremana an'i Mosesy fa izy sy ny hafa dia nahafantatra fa i Mosesy no namono ilay Egyptianina."
}
]

18
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny mpihaino an'Stefana dia efa nahafantatra fa i Mosesy dia nanambady an'i vehivavy Midianita rehefa nandositra an'Egypta\n"
},
{
"title": "rehefa nandre izany",
"body": "Ny tian'io ho lazaina dia i Mosesy dia nahafantatra fa ireo Israelita dia nahalala fa izy dia namono Egyptianina iray ny andro mialoha (7:26)"
},
{
"title": "Rehefa dila ny efapolo taona",
"body": "\"Rehefa dila ny efapolo taona.\" Io ny fotoana niainan'i Mosesy tao Midiana. DH: \"efapolo taona taorian'ny nandosiran'i Mosesy tany Egypta\""
},
{
"title": "nisy anjely iray nipotra",
"body": "Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa i Andriamanitra no niteny tamin'ny alalan'ilay anjely. "
}
]

18
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": "talanjona izy ",
"body": "Taitra i Mosesy fa tsy nirehitra ilay lobolobo tao anatin'ilay afo. DH: \"satria ilay lobolobo dia tsy nirehitra\""
},
{
"title": "rehefa nanatona izy ka nijery ilay izy, indro avy any nisy feon'ny Tompo niteny hoe: 32''Izaho no Andriamanitr'ireo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba.'' Nangovitra i Mosesy ary tsy sahy nijery",
"body": "Io dia mety midika fa nanatona ilay lobolobo i Mosesy mba hijery fa nihemotra kosa noho ny tahotra rehefa avy nandre ilay feo."
},
{
"title": "Izaho no Andriamanitr'ireo razanao",
"body": "\"Izaho no Andriamanitra izay nivavahan'ireo razambe anao\""
},
{
"title": "Nangovitra i Mosesy ",
"body": "DH: \"Nangovitra noho ny tahotra i Mosesy\""
}
]

26
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Esory ny kapa",
"body": "Niteny izany an'i Mosesy Andriamanitra mba ho fanomezam-boninahitra Azy."
},
{
"title": "fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina",
"body": "Ny fampahafantarana tiana ho lazaina eto dia izay toerana hisehoan'Andriamanitra dia ny faritra rehetra manodidina an'io dia raisina ho tany masina noho i Andriamanitra."
},
{
"title": "hitako tokoa",
"body": "Ny teny hoe \"tokoa\" dia manamafy ilay zavatra hita. "
},
{
"title": "vahoakako",
"body": "Io dia manamafy fa ireo olona ireo dia an'Andriamanitra. DH: \"Ireo taranak'i Abrahama, Isaka, ary i Jakoba\""
},
{
"title": "efa nidina nanavotra azy ireo",
"body": "\"ny tenako no hanafaka azy ireo\""
},
{
"title": "koa ankehitriny",
"body": "\"miomana.\" Eto Andriamanitra dia nanome baiko"
}
]

38
07/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin' ny ankapobeny",
"body": "Ny andininy faha 35-38 dia ahitana karazana fehezanteny mifandray amin'i Mosesy. Ary isakin'ny fehezanteny dia miantomboka amin'ny filazana toy ny hoe: \"Ilay Mosesy\" na \"Izany Mosesy izany ihany\" na \"Izy ilay lehilahy\". Raha mety dia fehezanteny tahaka ireo ihany ampiasaina mba hanamafisana an'i Mosesy."
},
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Rehefa niala tao Egypta ireo Israelita dia nirenireny tany an'efitra nandritran'ny 40 taona mialohan'ny nitondran'Andriamanitra azy ireo tany amin'ilay tany nampanantenainy azy ireo."
},
{
"title": "Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo",
"body": "Io dia manambara ireo tranga tao amin'ny 7:26"
},
{
"title": "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara?",
"body": "Io fanontaniana io dia nampiasaina mba hitenenana mafy an'i Mosesy. DH: \"Ianao dia tsy manana fahefana aminay!\""
},
{
"title": "mpanapaka no mpanavotra",
"body": "\"hanjaka anay ary hanafaka anay amin'ny fanandevozana\""
},
{
"title": " tamin'ny alalan'ny tanan'ilay anjely",
"body": "\"tamin'ny alalan'ny anjely\""
},
{
"title": "nandritran'ny efapolo taona",
"body": "Ny mpihaino an'Stefana dia nahafantatra momban'ny efapolo andro nipetrahan'ireo Israelita tany an'efitra. DH: \"nandritran\"ilay 40 taona izay niainan'ireo Israelita tany an'efitra.\""
},
{
"title": " hanangana mpaminany",
"body": "hanendry lehilahy iray hafa ho mpaminany\""
},
{
"title": "eo amin'ny rahalahinareo",
"body": "\"eo amin'ny vahoakanareo\""
}
]

34
07/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny nindramina avy ao amin'ny andininy faha 40 dia nosoratan'i Mosesy."
},
{
"title": "This is the man who was with our fathers",
"body": "\"Io ilay Mosesy izay anisan'ireo Israelita\""
},
{
"title": "Izy ilay lehilahy ",
"body": "Ny fehezanteny \" Izy ilay lehilahy\" mandritra ity andalana ity dia manambara an'i Mosesy. "
},
{
"title": "izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika",
"body": "Andriamanitra dia ilay tokana izay manome ireo teny. DH: \"izy ilay lehilahy izay niresahan'Andriamanitra teny velona mba ho atolotra antsika\""
},
{
"title": "teny velona",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) \"ilay hafatra izay maharitra\" na 2) \"teny izay manome fiainana\""
},
{
"title": "natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy",
"body": "Io dia sarinteny mba hanamafisana ny fandavan'izy ireo an'i Mosesy. DH: \"nolavin'izy ireo izy ho mpitarika azy ireo izy\""
},
{
"title": "any ampon'izy ireo dia niverina",
"body": "\"izy ireo dia naniry ny hiverina\""
},
{
"title": "Tamin'io fotoana io",
"body": "\"rehefa tapa-kevitra ny hiverina tany Egypta izy ireo\""
}
]

38
07/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ny teny nindramin'i Stefana eto dia nalaina tao amin'ny mpaminany Amosy"
},
{
"title": "nanao omby lahy kely",
"body": "Ny mpihaino an'i Stefana dia nahafantatra fa ilay omby lahy kely iay nataon'izy ireo dia tsanga-bato. DH: \"nanao tsanga-bato izay miendrika omby lahy kely izy ireo\""
},
{
"title": " omby lahy kely ... ilay sampy ... asan-tanany izy ireo",
"body": "Ireo fehezanteny rehetra ireo dia manambara mahakasika ila tsanga-baton'ilay omby lahy kely."
},
{
"title": "Andriamanitra nitodika",
"body": "\"nitodika Andriamanitra\" io fihetsika io dia manambara ny tsy fahafalian'Andriamanitra tamin'ireo olona ary tsy hanampy azy ireo intsony. DH: \"Nijanona tsy nanampy azy ireo Andriamanitra\" "
},
{
"title": "namela azy ireo",
"body": "\"tsy nitahy azy ireo\""
},
{
"title": "ireo kintana eny an-danitra",
"body": "Ireo mety ho dikany 1) ireo kintana ihany na 2) ny masoandro, volana ary ireo kintana."
},
{
"title": "ny bokin'ny mpaminany",
"body": "Io dia tahiry misy ny tantara nosoratan'ireo mpaminany tao amin'ny Testamenta Taloha tamin'ny horonan-taratasy. Ary ireo soratr'i Amosy koa dia ao."
},
{
"title": "Ianareo ve nanolotra ahy biby maty sy fanatitra nandritrin'ny efapolo taona tao an'efitra, tranon'ny Israely?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba hampisehoana an'Israely fa izy ireo dia tsy nidera Azy tamin'ireo sorona. DH: \"Tsy nanome voninahitra Ahy ianareo rehefa nanolotra biby maty sy ireo sorona ... Israely\""
},
{
"title": "tranon'ny Israely",
"body": "Io dia manambara ny firenena Israelianina manontolo. DH: \"ianareo Israelita rehetra\""
}
]

30
07/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,30 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Stefana dia nanohy ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay natombony tao amin'ny 7:1"
},
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Mitohy eto izay voalazan'ny mpaminany Amosy. "
},
{
"title": "Nekenareo",
"body": "Izany dia midika fa nentin'izy ireo niaraka tamin'izy ireo nandeha tany an'efitra ireo sampy.DH: \"nentinareo nanaraka anareo isakin'ny toerana iray\""
},
{
"title": "tabernakelin'i Moloka",
"body": "Ilay lay izay nampiantranona ilay andriamanitra sandoka Moloka"
},
{
"title": "ny kintan' andriamanitra Refana",
"body": "Ireo kintana izay voamarina fa niaraka tamin'ny andriamanitra sandoka Refana"
},
{
"title": "ireo sary izay ataonareo ",
"body": "Izy ireo dia nanao sary na tsanga-baton'ny andriamanitra moloka sy Refana mba hivavahana amin'izy ireo."
},
{
"title": "izaho hitondra anareo mihoatran'i Babylona",
"body": "\"Izaho hanala anareo any amin'ireo toerana mbola lavitran'i Babylona.\" Izany no .fitsaran'Andriamanitra"
}
]

26
07/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona",
"body": "Ilay lay izay nametrahana ilay vata nisy vato voasokitra misy ireo didy folo."
},
{
"title": "tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona ... ilay tranolay",
"body": "Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy"
},
{
"title": " ireo fananan'ireo firenena",
"body": "\"amin'ireo fananan'ireo firenena.\" Tafiditra ao anatin'izany ny tany, trano, vokatra, biby fiompy sy ireo fananan'ny firenena rehetra izay azon'Israely. "
},
{
"title": "ireo firenena",
"body": "io dia manambara ireo olona izay efa niaina teo amin'ilay tany mialohan'Israely. DH: \"ny olona izay niaina taloha teto\""
},
{
"title": "nitoetra tao amin'ilay tany nandritry ny andron'i Davida",
"body": "Ilay vata dia nipetraka tao anatin'ilay tranolay nandritran'ny andron'i Davida mpanjakan' Israely."
},
{
"title": "toerana honenana ho an'Andriamanitr'i Jakoba",
"body": "\"trano hoan'ilay vata izay sady afaka hipetrahan'i Davida.\" I Davida izay nitady toerana hoasina ilay vata mba hitoerany ao Jerosalema fa tsy ao anaty lay."
}
]

26
07/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,26 @@
[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Ao amin'ny andininy faha 49 sy 50, i Stefana dia nindran ny tenin'i Isaia mpaminany. Voalaza tao fa Andriamanitra niresaka momban'ny tenany."
},
{
"title": "vita tamin'ny tanana",
"body": "\"nataon'ny olona\""
},
{
"title": "Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro",
"body": "Ny mpaminany dia nampitaha ny alehiben'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny tsy afahan'ny olombelona manambotra toerana hitoeran'Andriamanitra eto an-tany nanomboka tamin'ny naha lasa ny tany manontolo ho toerana fitoeran'ny tongony fotsiny ihany."
},
{
"title": "Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny maha tsy misy dikany ireo ezaka ataon'ny olombelona amin'ny fikarakara an'Andriamanitra. DH: \"Ianareo dia tsy afaka ny hanangana trano mendrika ahy!\" "
},
{
"title": "aiza ny toerana hitsaharako?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy afaka ny hamatsy Azy izy ireo. DH: \"Tsy misy toerana tsara ampy hitsaharako!\" "
},
{
"title": "Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io Andriamanitra mba ampisehoana ny olona fa tsy namorona na inona na inona izy ireo. DH: \"Ny tanako no nanao ireo zavatra rehetra ireo!\""
}
]

38
07/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,38 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra ",
"body": "Tamin'ny fitenenana mafy nefa tamin-panajana no namaranan'i Stefana ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay niantomboka tao amin'ny 7:1 ."
},
{
"title": "Ireo olona izay mafy hatoka",
"body": "I Stefana dia nisarika tamin'ny famantarana niaraka tamin'ireo mpitarika Jiosy mba hitenenany mafy azy ireo"
},
{
"title": "mafy hatoka",
"body": "Io dia tsy midika hoe mafy ny hatok'izy ireo fa hoe \"mafy loha\"izy ireo.\""
},
{
"title": "tsy voafora ao am-po sy sofina",
"body": "Ireo Jiosy dia nandray ireo olona tsy voafora ho tsy mankatoa an'Andriamanitra. Nampiasa ny \"fo\" sy \"sofina\" i Stefana eto mba hisolona tena ireo mpitarika Jiosy izay nanao toy ny fanaon'ny Jentilisa rehefa tsy manao na tsy mihaino an Andriamanitra izy ireo. DH: Ianareo dia mandà tsy hankatoa sy hihaino\" "
},
{
"title": "Iza tamin'ireo razanareo no tsy nanenjika mpaminany?",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Stefana mba nampisehoana azy ireo fa tsy nandray lesona tamin'ny lesok'ireo razambe izy ireo. DH: \"Novonoin'ireo razambe anareo ny mpaminany rehetra\""
},
{
"title": "ilay Fahamarinana",
"body": "Io dia manambara an'i Kristy ilay Messia."
},
{
"title": "ianareo dia lasa mpamadika sy mpamono azy koa",
"body": "\"ianareo dia namadika sy namono Azy\""
},
{
"title": "mpamono azy ",
"body": "\"mpamono ilay fahamarinana\" na \"mpamono an'i Kristy\""
},
{
"title": "ny lalàna izay napetrak'ireo anjely",
"body": "\"ireo lalàna izay nataon'Andriamanitra mba omen'ireo anjely hoany ireo razambe antsika\""
}
]

34
07/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,34 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Nihetsi-po ny filan-kevitra tamin'ireo tenin'i Stefana."
},
{
"title": "Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin'ny filan-kevitra",
"body": "Eto no fiolanana lehibe; tapitra ny toriteny ary namaly ireo mpikambana tao amin'ny filan-kevitra."
},
{
"title": "tohina ny fo",
"body": "\"tena tezitra\""
},
{
"title": "nihidy vazana izy ireo tamin'ny Stefana",
"body": "Izany fihetsika izany dia mampiseho ny abean'ny hatezerana na fankahalan'i Stefana. DH: \"Izy ireo dia lasa tezitra mafy ka niaraka nanidy ny vazan'izy ireo\""
},
{
"title": "nijery tsara ny lanitra",
"body": "\"nandinika ny lanitra.\" Tamin'i Stefana ihany no nisehoan'ilay fahitana fa tsy ny rehetra teo amin'ny vahoaka. "
},
{
"title": "nahita ny voninahitr'Andriamanitra",
"body": "Ny olona raha ny tokony ho izy dia niaina ny voninahitr'Andriamanitra tahaka ny tara-pahazavana. DH: \"nahita tara-pahazavana avy amin'Andriamanitra\""
},
{
"title": "mijoro eo ankavanan' Andriamanitra.''",
"body": "Ny fehezanteny \"eo ankavanan' Andriamanitra'' dia fomba fiteny izay manambara ny toeram-boninahitra. DH: \"mijoro eo amin'ny toeram-boninahitra akaikin'Andriamanitra\""
},
{
"title": "zanak'olona",
"body": "I Stefana dia manambara an'i Jesosy smin'ny fiantsona azy hoe \"zanak'olona\" "
}
]

18
07/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,18 @@
[
{
"title": " notapenan'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra ny sofin'izy ireo",
"body": "Nametraka ny tanan'izy ireo teo amin'ny sofin'izy ireo nampisehoana fa tsy te handre intsony izay lazain'i Stefana izy ireo."
},
{
"title": "Notaritin'izy ireo ivelan'ny tanàna ",
"body": "\"Nosamborin'izy ireo i Stefana ary nentin'izy ireo tamin-kery hivoaka ny tànana"
},
{
"title": " teo amin'ny tongotra",
"body": "\"teo anoloanan'ny.\" Napetraka teo izany mba ahafahan'i Saoly mahita azy."
},
{
"title": "ilay zaza lahy",
"body": "I Saoly dia nanodidina ny 30 taona tamin'izany fotoana izany."
}
]

22
07/59.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,22 @@
[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra",
"body": "Ity no mamarana ny tantaran'i Stefana."
},
{
"title": "raiso ny fanahiko",
"body": "\"alaivo ny fanahiko.\" Tsara raha ampina \"mba miangavy\" mba ampisehoana fa fangatahana io. DH: \"mba miangavy, raiso ny fanahiko\""
},
{
"title": "Nandohalika izy",
"body": "Izany dia fihetsika atao ampisehoana fa manaiky an'Andriamanitra. "
},
{
"title": "aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo",
"body": "DH: \"avelao ny helok'izy ireo tamin'izao ota izao"
},
{
"title": "Resitory",
"body": "Io dia fomba fiteny mihaja nentina hilazana hoe \"maty\""
}
]