plt_tq/rom/16/25.md

332 B

Inona ny fanambarana izay notorian'i Paoly amin'izao fotoan izao izay notazonina ho tsiambaratelo ela be tany aloha tany?

Mitory ny fanambaran'ny filazantsarin'ny Jesosy Kristy i Paoly amin'izao fotoana izao.

Inona no tanjona hitorian'i Paoly?

Mitory ho amin'ny fankatoavana ny finoana eo amin'ny Jentilisa rehetra i Paoly.