plt_tq/rom/05/18.md

299 B

Inona no nantaon'ny maro tamin'ny alalan'ny tsy fankatoavan'i Adama, ary inona no nataon'ny maro tamin'ny alalan'ny fankatoavana an'i Kristy?

Maro no lasa mpanota tamin'ny alalan'ny tsy fankatoavan'i Adama, ary maro ihany koa no hatao ho olo-marina tamin'ny alalan'ny fankatoavana an'i Kristy.