plt_tq/rom/04/13.md

376 B

Inona no fampanantenana nomena an'i Abrahama sy ny taranany tamin'ny fahamarinana ny finoana?

Nampanantenaina tamin'i Abrahama sy ireo taranany fa ho mpandova izao tontolo izao izy ireo.

Inona no marina raha avy tamin'ny lalàna ny fampanantenana an'i Abrahama?

Raha avy tamin'ny lalàna ny fampanantenana, dia ho foana ny finoana ary tsinotsinona ny fampanantenana.