plt_tq/1co/09/09.md

247 B

Ohatra avy ao amin'ny lalàn'i Mosesy inona no nomen'i Paoly mba hanohanana ny hevitry ny fandraisana tombontsoa na vola amin'ny asa?

Paoly namerina niteny ny didy hoe: "Aza asiana fehi-vava ny omby rehefa miely voa" mba hanohanana ny heviny.