plt_tq/1co/08/11.md

747 B

Inona no mety hiseho amin'ny rahalahy na rahavavy izay osa ara-pieritreretana raha tsy miraraha ny fampiasan'izy ireo ny fahafahan'ireo izay tsy mahatakatra ny marina momba ireo sampy izy ireo?

Ny rahalahy na rahavavy izay osa ara-pieritreratana dia mety ho very.

Amin'iza isika no manota raha manafintohina ny rahalahy sy rahavavy ao amin'i Kristy nohon'ny feon'ny fieritreretina malemin'izy ireo?

Manota manohitra ny rahalahy sy rahavavintsika isika raha manafintohina ary manota manohitra an'i Kristy ihany koa isika.

Inona no nolazain'i Paoly hoe ho ataony raha manafintohina ny rahalahiny sy ny rahavaviny izy ny sakafo?

Paoly nilaza fa raha misy manafintohina ny rahalahiny sy rahavaviny ny sakafo, dia tsy hisakafo intsony izy.