plt_tq/1co/01/20.md

368 B

Navadik'Andriamanitra ho inona ny fahendren'izao tontolo izao?

Andriamanitra namadika ny fahendren'izao tontolo izao ho fahadalana.

Nahoana no mahafaly an'Andriamanitra ny mamonjy ireo izay mino amin'ny alalan'ny fahadalan'ny fitoriana?

Sitrak'Andriamanitra ny manao izany satria izao tontolo izao dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra tao amin'ny fahendreny.