plt_tq/psa/63/05.md

4 lines
194 B
Markdown

# Inona no mahafapo ny fanahin'i Davida sy mahatonga azy hidera an'Andriamanitra?
Hafapo izy ka midera rehefa mihevitra ny amin'Andriamanitra eo am-pandriany sy misaintsaina Azy amin'ny alina.