plt_tq/psa/54/06.md

8 lines
191 B
Markdown

# Nahoana Davida no hisaotra ny anaran'i Yaveh?
Hisaotra ny anarany izy fa tsara izany.
# Ahoana fomba nijeren'i Davida an'ireo fahavalony?
Nijery tamim-pandresena an'ireo fahavalony izy.