plt_tq/psa/17/06.md

12 lines
388 B
Markdown

# Nahoana Davida no miantso an'i Yaveh?
Davida miantso an'Andriamanitra satria Andriamanitra mamaly azy.
# Inona no angatahan'i Davida hasehon'Andriamanitra azy?
Mangataka amin'Andriamanitra izy mba hampisehoana ny famindrampony aminy amin'ny fomba mahagaga.
# Iza no avotan'Andriamanitra amin'ny tanany ankavanana?
Manavotra an'ireo izay mialoka ao aminy amin'ireo fahavalony Izy.